H5N1

101. Fiffi ( 17/03/2006 14:56)
mba gaga manko zah an! :-D:-D
102. adidy ( 17/03/2006 19:35)
Any DAgo aloha hono toa tsy msy vorona mifindra monina! Fa ilay barika hoe pesta aviaire izany inona ilay germe?? Bacterie ve???
103. fijo ( 17/03/2006 20:09)
wata sy fiffi,mahagaga ahy izany,fa nojereko taty ny lalana hoe handalovan'ny vorona mifindra monina fa mada tsy andalovany.asa mety misy singasingany ngamba,fa raha ny tena izy tsy fandalovan'ny vorona mifindra monina any ka.
104. Fiffi ( 18/03/2006 07:13)
fijo: niheritreritra manko zah hoe mafana be any dia ireny vorona mifindra moninaireny mba tonga any koa ka!
105. watafon ( 18/03/2006 16:08)
adidy, virus k !
fijo, tena andalovany mitsy lesy an !!!
106. Fiffi ( 18/03/2006 18:58)
zay ary !
107. watafon ( 19/03/2006 19:31)
k efa zany no nambara ampahibemaso oe any @ faritra avaratra any d misy vorona mpifindra monina ka aoka ho mailo isika tsy hihinana an'ireny !!!
108. Fiffi ( 19/03/2006 20:38)
wata: ka ny olana anie dia izao eh! raha mba manao ny tokony hatao moa ny gouvernemanta mba milaza na mamoaka hantso avo fa misy an'io haretina io ka tsy azo hanina ireny vorona ireny saingy....
109. Veloo ( 20/03/2006 17:32)
ko tsy hijaly ve ry reto ny gasy tsisy vorona azo hohanina?:(
110. Fiffi ( 20/03/2006 20:12)
Veloo: zay indrindra manko an!:(
111. watafon ( 21/03/2006 18:33)
k le vorona dia ange zany no tsy azo hanina alou amzao e!
112. Veloo ( 22/03/2006 01:33)
de inn fotsiny sisa no azo hanina?8O
113. Fiffi ( 22/03/2006 06:12)
ny vidin-tsakafo efa tsy takatrin'ny aina dia ny vorona no ho hanina saingy......:(
114. fijo ( 22/03/2006 21:15)
legioma hoanina e,sady azo antoka no tsara
115. watafon ( 23/03/2006 19:07)
ny gasy tsy tia legioma ange e! zay no olana kely !!!
116. fijo ( 23/03/2006 20:33)
mahagaga tokoa letsy izany ko.ary zavatra tsapako io tany
117. Fiffi ( 24/03/2006 05:25)
sady ny legume anie ny an'ny gasy hatao laoka eh! afangaro @ hena afatsy ny hoe lasary karoty angamba eh ?
118. watafon ( 24/03/2006 19:30)
tsy mahafantatra e ! zao vao mba mahita kely ftsn !
119. fijo ( 24/03/2006 20:38)
ka na ny salady sy voatabia aza maro no tsy tia ko.
120. Fiffi ( 25/03/2006 06:18)
wadrayyy kosa , zany ve ? ny ahy zany voatabia izany rehefa noana kely iny tonga mihinana , aleko lavitra aza mihinana voatabia toy izay akondro ohatra , be kalorie ny akondro an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3021