H5N1

121. watafon ( 25/03/2006 18:45)
Fiffi, nenĂ  ndray zany jus de carotte zany no tena mbo tiako e! asiana citron kely fa tena hummm !
122. Fiffi ( 25/03/2006 18:59)
wata: mamy be io an! tahak'izao ve ? :*:* :-D:-D
123. fijo ( 30/03/2006 03:38)
ny ahy tiako aby eeeeeee,refa kaly dia lasa foana
124. watafon ( 30/03/2006 19:14)
Fiffi, ie :*:*:* io mbola mamy kokoa !
125. fijo ( 30/03/2006 20:30)
ahannnn,ny ahy kaly aloha vao ireo
126. Fiffi ( 31/03/2006 06:50)
fijo: ity :*:*:* koa anie ka kaly eh! tsy tianao ve ? sa tsy zany moa ry wata ?
127. fijo ( 31/03/2006 19:20)
kaly io,fa le mankany an kibo ny ahy no voalohany ka
128. Fiffi ( 01/04/2006 11:26)
an ? tsy azoko ! ny sakafo ve ?
129. fijo ( 05/04/2006 03:16)
izay indrindra,kibo aloha vao ny hafa
130. Fiffi ( 05/04/2006 04:05)
hay tokoa moa eh ? fa ny rivotra tafiditra ao anaty kibo no tena loza. mahagaga ahy fa indraindray rehefa mafana be iny ny andro dia tsemboka nefa tonga dia voan'ny rivotra be ny kibo de marary be ery
131. fijo ( 07/04/2006 03:46)
iny le manahirana
132. Fiffi ( 08/04/2006 14:18)
de tsy fantatra hoe inona no mahatonga an'izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1954