H5N1
62. fijo
(
04/03/2006 18:55)
fiffi sy veloo an,aza minomino foana izany e,tsy misy izany faran'ny andro izany,ny alina sy ny faran'ny taona no misy
63. Veloo
(
05/03/2006 00:28)
ty fijo ty mila mivadika kristiana sy mila mamaky baiboly mihitsy ka:twisted:
wata an3 kay njy tsy mihinana ka tsara zany:-*
fiffi efa tsy ho ela intsony retsy a :-*
wata an3 kay njy tsy mihinana ka tsara zany:-*
fiffi efa tsy ho ela intsony retsy a :-*
73. fijo
(
10/03/2006 19:56)
ka hoy ndry hoe "kris tia anina "ko,za tia anina ka,fa le kris no tsy voako.
75. Fiffi
(
11/03/2006 14:12)
:-D:-D:-D:-D io ary ilay haretina "jofi sy fontawa" :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
77. Veloo
(
13/03/2006 00:24)
fiffi a zany mihitsy retsy a..:-D:-D:-D:-D tsy hain-jy zalahy nefa za tonga dia nahafantatra:-D:-D
80. watafon
(
13/03/2006 17:30)
veloo,:wink::-D:-Dza nefa nody fanina ftsn fa haiko tsara io aretina noforonin'i Fiffi ireo ange e!