H5N1

81. Fiffi ( 13/03/2006 17:42)
wata: ntssss io fa tratra de mody hoe ... :-D:-D:-D
82. watafon ( 13/03/2006 17:47)
ts maninn ndray ary e !!!:cry:
83. Veloo ( 13/03/2006 18:32)
wata zany ve?lazao ary oooooo:-D
84. Fiffi ( 13/03/2006 18:45)
wata; io ary eh! :*:*:*
85. watafon ( 14/03/2006 18:25)
Fiffi, hummm ! :*:* kou njy e!
86. Fiffi ( 14/03/2006 20:24)
:-D:-D:-D:-D
87. fijo ( 15/03/2006 04:38)
malehelo an'i jofi sy fontawa indray fiffi de mamorona izao karazana aretina manarakoditra izao
88. Fiffi ( 15/03/2006 05:40)
fijo: nga hono misy maharatsy an'izany ? tsy aretina gravy be tahakan'io HN1 anie ilay izy eh!
89. adidy ( 15/03/2006 12:51)
Ny aty moa izany malaza be ity grippe aviaire, ary dia mivoaka ny note ministérielle @ fiomanana raha misy pandémie, sady mivonona hiatrika ny cas voalohany izany e!!Dia efa vonona ao daholo ny masque: masque canard fotsifotsy izay ilay izy!!
Ka farany mba tsy aritro kosa dia nanontany aho hoe"azafady tompoko, ny anay an'i Mada efa hatrizay no maty voan'ny barika ny akoho, tsy dia nisy henoko hoe olona voan'ny grippe aviaire, tsy misy confinement... ka virus hafa mihintsy ve io??" Dia sahirana namaly ihany ry lerony, ka sao afaka misy mamaly ny fanontaniako? Barika ve ilay grippe aviaire e??
90. Fiffi ( 15/03/2006 19:54)
toa tsy io ka! satria mbola tsy naheno aho hoe nisy olona matin'ny barika .
91. fijo ( 15/03/2006 20:10)
za koa ry akama dia niompy akoho fahiny,ary rehefa matin'ny barika ny akohonay dia hoaninay.fa mbola inty aho eto
92. Fiffi ( 15/03/2006 20:30)
zany ve ? zah aloha tena mbola tsy nahare fa mahafaty olona ny barika an!
93. fijo ( 16/03/2006 04:41)
ka ny anay hoaninay fa tsy mba nariana izany ko.
94. Fiffi ( 16/03/2006 04:50)
fa na izany aza aloha an! toa tena ni-agravy be indray io satria mihitatra foana ny faritra voany
95. Veloo ( 16/03/2006 17:51)
fijo a ie wa lesy rehefa voan'ny barika ny akoho dia hohanina aingana ko...
ie wa ry adidy mitovy ve ny barika sy ilay gripa?
96. watafon ( 16/03/2006 18:03)
adidy, tsy mitovy akia an samy d'origine virale ! le barika zany peste aviaire e! zay no fiantso azy ary izy io indray tsy gravy noho ity iray farany ity ! asa manao ahoana ny mésures horaisin'ny fitondram-panjakantsika amin'izy io zao !! satria efa mananontanona antsika izy io e! anay moa zany e! hihihi
97. Veloo ( 16/03/2006 18:55)
wata a ratsy ndray zany tsy azo hanina zany ny akoho... aty aminay ko efa mananontanona.
98. fijo ( 16/03/2006 19:59)
wata;mada anie ka tsy lalan'ny vorona mifindra monina e,ka ahoana no ahatongavany any????
sady aza mba matahotra an'io,fa raha tratran'ny hafanana 70° anie io dia vita e.za ato nanararaotra mihintsy fa ny akoho aty izao vidin'ny iray mahazo roa.ary dia mihinana tonon'akoho foana isaky ny week end.hi h hi
99. Fiffi ( 17/03/2006 10:29)
fijo: zany ve ? ary raha izany , tsy misy vorona avy any ivelany mijanona any ve nefa mafana any ?
100. watafon ( 17/03/2006 14:22)
fijo, tena misy tokoa k ! any @ faritry sava any hono misy vorona mpifindra monina mandalo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2228