INSRIPTION

1. diamondra27 ( 10/02/2006 14:39)
fa hono hoa e! lasalasa ny fisainako oe: maninona moa raha mba mametraka size oe: ahoana no nahatonga anao hakato @ serasera?, nisy namana nanoro ve sa...?
novalian'i andry08 ny 29/03/2006 13:35
2. diamondra27 ( 10/02/2006 14:41)
Ny ahy 'zao de oe: mba sendra nijery site gasy hafa za de sendra nisy liens le izy de nitontona teto @ sera² za de, zao mahafinaritra be 'zao ny namana eto:-*
3. rurik ( 10/02/2006 14:45)
ny ahy koa dia torak'izany tia mamaky ny taran'ny madagascar aho dia nahita le serasera dia nijery dia niditra dia izao .
raikitra eto izao :-hi hi hi :-*:-*:-*
4. fasaly ( 10/02/2006 15:51)
ny ahy namako raika efa tato no nanoro ahy ity sersera ity de nanitona ahy de lasa niditra tsikelikely de farany niditra matetika de zao niditra fonafona:°)
5. yonikafopl ( 10/02/2006 15:58)
za kounkou sendra niodinkodina namaky gazety de nahita an le serasera tampoka de zao, tratran'ny virus serasera zao, efa mba niezaka ihany we mba hahena amzay le fandalovana fa tsy mety ee, otran'ny hafahafa be raha tsy mandalo kely rehefa manokatra ordi. fa mahafinaritra be ka, ahitana ny soa sy nyh ratsy :wink:
6. sipagasy ( 10/02/2006 16:33)
ny ahy koa akia cousine de tahakan'izany annn, sendra nitsangatsangana iny aho de nahita rohy de niditra de efa hatao jobily ato hihihih
7. sonwin ( 10/02/2006 17:04)
ny ahy nitady tononkira no nahitako ito site ito
8. Jorobe ( 10/02/2006 17:52)
nitady tonon -kira....
9. Veloo ( 10/02/2006 19:56)
ny ahy ndray te hihaino hira gasy mafy za... nalahelo ny fiainako tany Dago (tsara be mantsy tany) efa nisy isan-karazany mihitsy no itako fa matimaty/tapatapaka fona dia. Tsy tadidiko ny nahitako an'i sera2 fa ny tena nitiavako azy za afaka nametraka izay hira iko ho henoina, dia nitady tonon-kira knou :wink:
10. maelys ( 14/02/2006 07:48)
nitady tono kira
11. mamzelkely ( 14/02/2006 14:22)
za njay nitady sarin kix no natatongavako tato de sady nahita sarin kix milay be no nahita namana milay bdb :) merci kix:}
12. Herimiafina ( 14/02/2006 14:29)
Zah injay, indray hariva izay, manimanina te hahita tarehina sipa malagasy dia nitady site malagasy be dia be de tafiditra tamin,ny siten'ny ambassade de tao no nahita hoe serasera de jijery izay voasoratra de nahita hoe Diamondra27, de nijery sary de tara de tonga de nanoratra anarana, hehehehe:-D:-D
13. mamzelkely ( 14/02/2006 14:40)
de aveo le refa tafiditra de pdt qlq mois ts miala mits fa eo fôna ôtran olona lasa adala vô ts mandalo kely eto iray andro :-D:-D
14. Herimiafina ( 14/02/2006 14:55)
Tsy lasa adala izany kah, lasa te hiteny gasy sy hanoratra teny malagasy sy hahita sipa malagasy isan'andro sanandro! Mamorona Madagasikara kely virtiuel! hehehehe:-D:-D
15. Samoana ( 14/02/2006 14:57)
za nitady namana hilalao kanetibe t@ RNS de sendra an'i fijo virijiny nifanome RDV t@ "sipagasy" maromaro. Efa i Ralay no mpakasarinay t@ izany andro izany:lol:
16. fasaly ( 14/02/2006 15:58)
kay vare efa mpaka saryt malaza ralay tamzany?????
de nareo reo zany efa niona realy dooly ry samoana, sipagasy, fijo ,ralay, de iza kounkou!!!!!
17. Veloo ( 14/02/2006 16:52)
mamzel a za hatram'izao mbola collante be ato... tsisy afa tsy i sera2 no mba ahitako hiresahina e :-D
18. diamondra27 ( 14/02/2006 18:59)
HM: :-$aza asiana resaka le sary oa. omeko ary ambadika raha mila sady omeko be de be raha hendry.

Samoana: fijo nge mbola virj foana hatr@zao e!

mahalasa fisainana doly tokoa le mahatonga antsika niditra tato an!
19. Veloo ( 14/02/2006 19:16)
diamondra :wink: Bonne fete aloha njy e....:-*:-*:-*
20. mamzelkely ( 15/02/2006 06:35)
veloo< za ko ka mbola eto fôna jere ange mbola io fôna za :-D:-D

diamondra< za ko mena sarinjy :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1307