INSRIPTION
29. diamondra27
(
16/02/2006 09:19)
ary tia hira doly nge ny ankamaroantsika 'zany e!
hery: injay ny anao fa de ampahazahoy doly 'zany ze mitady e!
asaivo recherche kely le tononkira gasy, na tranainy na vaovao.hum! de mamporisika sy manome ny mpikarakara sy ze manome tononkira 'zany e!:-*:-*:-*:-*:-*:-*

31. jentilisa
(
16/02/2006 12:04)
ny ahy indray tany amin'ny serasera@yahoogroupes.fr aho no leo mamaky teny frantsay dia nahita ny teny gasy tato, tamàna avy eo!
33. TYNOS
(
28/03/2006 11:09)
ny ahy indray de mba adresse t@ barre d'adresse t@cyber anankiray no mba nosokasokafako teo ka hay tsara ity site ity de tsy afaka intsony ziskazao ary hijanona ato foana raha mbola misy namana foana ato;ie:lol::lol::lol: