Talata gorobaka
1. lapino
(
10/02/2006 12:25)
Nisy masera manja kely hono nandeha bus, dia tara ity bandy anankiray. Nikôty àry lery ka nikôty, fa nidina ihany ilay masera fa tsy zakan'lery. De ozizy le saoferan'ny bus hoe:
- atoroko fika elà hahazoan'là an'iny masera iny?
- Eny ozizy lery
- Isaky ny talata hariva iny mandeha ary amin'ny cimetière, dia mody manaova hoe elà no andriamanitra
- Ok zany ozizy lery
Tonga am'zay ny talata hariva àry, nandrasan'lery tany am'cimetière ilay masera ka tonga tokoa. Dia nipoitra lery avy any:
- Izaho no Andriamanitra ka meteza ianao ry masera hamboariko
- Tsia dia tsia ozizy masera
- Meteza ianao hoà fa izaho Andriamanitra no miteny aminao
- Efa nanao voady ho virjiny aho, ozizy masera, fa aleo ary ao aoriana no ataonao
Dia raikitra àry, namboarin'lery avy ao aoriana ilay masera! Nony vita de ozizy lery:
- Oainn enao masera fa tsy Andriamanitra zany aho fa le bandy nikôty anao tany anaty bus
De ozizy masera:
- Oainn elà fa tsy le masera zany aho fa le saoferan'ny bus

novalian'i Veloo ny 26/02/2006 20:17
15. vale
(
13/02/2006 15:09)
Hoy i lapino hoe: "talata gorobaka".... az itako ka zay ny nanjo an'le mpitaingina bus:?::-D:-D:-D:-D:-D
18. Herimiafina
(
13/02/2006 21:23)
Fa nataon'ilay saoferana bus inona le masera ry zareo? hehehehehehe=))=))