Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
zoklbfkfk ( 09/02/2006 04:42)
Patrick mon chéri - Sheila
Sali daholo Tena mba vonjeo rangahy fa mitady mafy le hiran'i Sheila "Patrick mon chéri" zay mba manana fa hataoko cadeau n'i neninay merci ê! de:-*... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2006 20:42
poucie ( 09/02/2006 04:03)
hafa ihany ny gasy é
miarahaba antsika rehetra ny tenako! za moa zany d tena vaovao mihitsy ato @serasera! ka hitako tena mahaliana mihitsy ity site iray ity! izay tena malagasy tanteraka! tena mbola tsara mihoatra lavi... tohiny
novalian'i poucie ny 04/03/2006 07:36
zandrikely ( 08/02/2006 19:43)
inona zao no mety any mada
inona zao no heverinareo fa mety zavatra mandeha any mada @ zao , za nihevitra hoe ra maka concession dia mamboly fary anaovana carburant toy ny any bresil , manao ahoana ... tohiny
novalian'i jackand ny 23/05/2006 11:44
memerz ( 08/02/2006 19:23)
mahatsiaro an'i dragona sisa tavela
Nahita ny rainy nisotro toaka ity zanany lahy dia hoy izy: dada a, zà koa hisotro toaka hiaraka @ dada?! dia hoy ity rainy hoe:takatr'ialahy @ filahian'là nga ny lavabodin'là ?! dia hoy ilay zaza ... tohiny
novalian'i Veloo ny 21/02/2006 17:23
zandrikely ( 08/02/2006 19:15)
manao ahoana oooo
tsy mandany vola sady tsy mampahia fa mampatavy ka zay te hatavy dia aza mamaly sy manao manao ahoana oooooo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/03/2006 19:52
tyfoly ( 08/02/2006 18:34)
resaka hafahafa
mifanalavi-toerana zahako sy ny sipako , d mifampiresaka @ telefonina matetika izahay , fa misy zavatra tsy nampoiziko noteneniny t@ko we , mba andefafaso slipe-nao zahako fa @ zay za rehefa mba malah... tohiny
novalian'i dailynews ny 30/06/2006 15:48
fasaly ( 08/02/2006 14:31)
"saint valentin"
Manao io fety saint valentin io dooly ve ny namana rehetra ato e! de inona no kobokoboinao io amzao ho an'ny olona tianao rehetra?????:°) iza no tsy tia an'ilay fety?????:^) kanefa raha be fitiavan... tohiny
memerz ( 08/02/2006 13:11)
plombier
Nisy ramatoa hono niantso plombier fa hoe simba ny bidet(fisasanilay ramatoa vao maraina).Tonga aza ity plombier BE VOLOMBAVA BE; -RAMATOA: tena misy olana io rangahy ty fa mba jereo. Nojeren'ilay ... tohiny
novalian'i Veloo ny 16/02/2006 17:10
fasaly ( 08/02/2006 09:35)
"fille facile"
rehefa misy tsikera momba io "fille facile" io dia hoe ratsy foana no fipetran'ny tsikera, kanefa ange raha be fitiavana be kosa lay sipa no mizàra fitiavana mora foana inona no maharatsy izany???? ... tohiny
novalian'i soupie ny 23/02/2006 13:31
maelys ( 08/02/2006 08:34)
angano angano
Ny namoronan'Andriamanitra ny olona : namboariny tsirairay hono ny antsasany nanaraka ny lavany, de avy eo izy tapa-kevitra ny hanjaitra azy mba hanambarana azy. le lhl mazava ho azy no natao mialoha... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:05
Fiffi ( 08/02/2006 06:01)
Be menomenona
Iza t@ tsika no tsy mba nimenomenona ? Na mety na tsy mety ilay zavatra natao dia tsy maintso ao foana aloha mimenomenona kely fa nahoana ary ? 8O... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 14:16
Fiffi ( 08/02/2006 05:26)
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repo
Raha halefa alohan'ny fotoana ny fifidianana Filohan'ny Repoblika , hisinda avy hatrany ny adihevitra samihafa mikasika ny fahataperan'ny fotoam-piasan'ny Filoha Marc Ravalomanana , ny amin'ny hoe " t... tohiny
novalian'i fijo ny 10/02/2006 19:57
fijo ( 08/02/2006 04:24)
amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy.
mahagaga ahy fa tsy mety tafiditra ao amin'io resaka io mihintsy aho.mba atoroy ahy hoe azafady ny fidirana ao? misaotra eeeee... tohiny
novalian'i fijo ny 08/02/2006 19:08
hesham ( 07/02/2006 19:24)
Pepiniere Ambohidahy
Sao mba misy mahafantatra an`i Corinne , nipetraka tao 67 ha atsimo , vavy tokana 3 ny anadahiny , nianatra tao @ pepiniere Ambohidahy koa t@ 1991- 1992 (second & 1ere, nee en 1977 , nianatra tao @ ... tohiny
nolalaina ( 07/02/2006 18:35)
Ti-Tan!!
Bandy gasy niaraka t@ snou kely... nanao ry zareo (zafady fa direct) dé nikikika be lé snou - Ti-Tan Ti-Tan - Ty ngah tsy mahalala kofa gasy ouz lery??? (fier be ery izy @zay) - Ti-Tan Ti-Tan iha... tohiny
novalian'i dadabe ny 05/03/2006 01:19
zaza1 ( 07/02/2006 15:55)
hevitra
raha mandalo any France ka tsy mahita ny atao hoe (toerana) dia ohatran'ny tsy nandalo tany??? Mangataka ohatra... tohiny
novalian'i vale ny 13/02/2006 15:12
nolalaina ( 07/02/2006 13:31)
rasoir
Nihazakazaka nakeny @ reniny hono ty zazavavy kely : - neny an! neny an! za nomen'i mopera vola - fa nisy inn no nomeny vola fotsiny @zao ndry? - an an ka!! nilalao teny ambony rôtra za dé nandal... tohiny
novalian'i Veloo ny 27/02/2006 19:06
jentilisa ( 07/02/2006 12:05)
iza no mahay?
"proportion divine"; mbola tsy navadika teny malagasy aloha eto. Nahavariana ahy ity zavatra ity ka mba te-hahalala azy avy amin'ny fanazavana teny malagasy. PHI moa no mampiavaka na anavahana azy ami... tohiny
novalian'i Veloo ny 10/02/2006 19:59
fasaly ( 07/02/2006 11:19)
fitiavana
misy fitiavana tsy mety lefy ve??? eo amin'ny sehatry ny mpifankatia no tiko anontaniana eto....... tohiny
novalian'i fasaly ny 18/02/2006 15:00
lemenakely ( 07/02/2006 11:11)
gabarit manao ahoana no tian'ny sipa e...
mba manontany aho hoe kelikely sa ny ngeza sa ny antonony ny taillen'ny sexen'ny lehilahy no tiana ambara eto fa tsy ny fe akory!!!... tohiny
novalian'i xxx ny 08/03/2006 15:28
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.2458