hafa ihany ny gasy é

1. poucie ( 09/02/2006 04:03)
miarahaba antsika rehetra ny tenako! za moa zany d tena vaovao mihitsy ato @serasera! ka hitako tena mahaliana mihitsy ity site iray ity! izay tena malagasy tanteraka!
tena mbola tsara mihoatra lavitra ny site vahiny mihitsy ny antsika é! sady isika malagasy rehefa manao zavatra tena atao @fo tanteraka ! sady manome ny tsara hatrany! havaozina isan'andro! ary sady mahasoa daholo anefa !
big up ho any webmaster moa zany!
oki é
novalian'i poucie ny 04/03/2006 07:36
2. Lejim ( 09/02/2006 04:07)
Salut poucie, dia tonga soa eto amin'ny serasera enao. Ndao izay hiresaka e.
3. sasa ( 09/02/2006 04:10)
:-*:-*:-*:-* ekena ary tena marina be ny tenin'ny poucie
4. poucie ( 09/02/2006 04:11)
Lejim:

Salut poucie, dia tonga soa eto amin'ny serasera enao. Ndao izay hiresaka e.



merci bcp ô!
5. fijo ( 09/02/2006 04:46)
poucie,tandremo fa ato be mpanala azy an.izany fijo izany tena tssssss;
6. Fiffi ( 09/02/2006 04:49)
fijo: :-D:-D:-D tonga soa poucie :)ka izay no maha-gasy ny gasy , gasy ka manja e! dia asiana :D de ampy ny eto dia mandeha ho azy daholo ny rehetra.
7. fijo ( 09/02/2006 04:56)
tsy mandeha hoazy izany kosa e,hipipi kilaoty eto ni hiafarany
8. Fiffi ( 09/02/2006 05:32)
fijo: ka ianao hafakely ko! :-D:-D:-D
9. pissoa ( 09/02/2006 05:55)
Sali poucie :-*
fijo, aleo ianao memezako fotsiny :-D:-D:-D
10. ari.malala ( 09/02/2006 06:28)
tonga soa aky poucie a :-*:-* mirary serasera milay b hoandry an :-*:-*

fijo, enao v tsy menatra mipipi kilaoty zany?:-D:-D:-D:-D:-D
11. pika ( 09/02/2006 07:06)
de mandray an'i poucie ampifaliana e, tonga soa:-*
dia mazotoa fa tsara tokoa ny .....
mba men
12. Fiffi ( 09/02/2006 09:00)
ka i fijo hoy aho afakely e! :-D:-D:-D
13. rurik ( 09/02/2006 09:21)
poucie tonga soa dia mazotoa .
:Ddia ampy :D
14. mandrindra ( 09/02/2006 10:06)
tonga soa i poucie
fijo a, aza alefa ao anaty kilaoty letsy fa alefaso any ivelany fa mety misy mitaty eny ihany a
15. pissoa ( 09/02/2006 16:59)
mandrindra, dain :{:{ :-w:-w
16. fasaly ( 09/02/2006 17:49)
:-*
17. Veloo ( 09/02/2006 19:43)
arabaina poucie eeee be pananiany ato fa tandremo an...soa dia lasa bebe fa-43 njy :-D:-D:-D
18. poucie ( 10/02/2006 10:42)
Veloo:

arabaina poucie eeee be pananiany ato fa tandremo an...soa dia lasa bebe fa-43 njy :-D:-D:-D



salu dôly zany é! fa ino kay lé bebe faha-43? toa mapimé b
19. pissoa ( 10/02/2006 11:53)
Hihihi - misy dadabe retsy ato ry poucie ah! Dia mampitanjina i Veloo fa izy no bebe faha-42 :wink:

Veloo :°):°)
20. Herimiafina ( 10/02/2006 15:51)
Gravy zany fa mba meo kely amin'izany bebe marobe izany zah na dia telo fotsiny aza e! hehehehe:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4662