hafa ihany ny gasy é
21. Veloo
(
10/02/2006 19:46)
poucie a i pissoa io zao no bebe faha-41 ka :-D:-D
tratrako njy retsy pissoa aaaa:-*:-*
tratrako njy retsy pissoa aaaa:-*:-*
22. poucie
(
11/02/2006 12:07)
f'angah moa efa mifankahalala dôly zany ny ato @serasera a? mba atovy namanareo kou zaé! zay anie ny hidirako ato é! sa aôna mou! satsy serasera njay mou !
lol
lol
23. Fiffi
(
11/02/2006 12:21)
poucie: tsy fantatro raha hoe efa mifankalahala daholo ny ato fa izaho koa aloha mbola somary vao2 nefa dia hitako fa tsy nisy fanakavahana mihintsy hatramin'izao , ary teto no nahazohako namana maro tokoa ka aza mihafahafa fa namana daholo ny ato:-*:-*
24. pissoa
(
12/02/2006 08:47)
poucie, tsy haiko raha mifankalala daholo. Fa mazotoa fotsiny miserasera e :-*
Herimiafina, alefaso eto ary aloha ny CV an'lah e 8) hehehehe =))=))
Veloo, inn ity mampifamototra mpianaka ity kle :-w:-w:-D:-D
Herimiafina, alefaso eto ary aloha ny CV an'lah e 8) hehehehe =))=))
Veloo, inn ity mampifamototra mpianaka ity kle :-w:-w:-D:-D
25. poucie
(
14/02/2006 09:47)
tena m'lay mitsy kay ny ato kou!
oki é! biz ammy dôly! fa tsy ary voavaliko tsi1 1 avy dôly mantys! nefa mba faniriako zany! anjaso za hanokana ftn 1 mitsy hanoratana aminareo namana !
oki é! biz ammy dôly! fa tsy ary voavaliko tsi1 1 avy dôly mantys! nefa mba faniriako zany! anjaso za hanokana ftn 1 mitsy hanoratana aminareo namana !
26. Herimiafina
(
14/02/2006 13:25)
Ity ny adiresy mail-ko raha tian'i poucie de any zah torina fitiavana raha mazoto: herimiafina@serasera.org. hehehehehe:-D:-D
28. Herimiafina
(
14/02/2006 13:53)
Oadray ry Mamzel! Azo hanoratana soa amantsara izy io. Io le ataon'ny ankizy ato hoe HAFATRA, hehehe:-D
30. Herimiafina
(
14/02/2006 14:27)
Ohatra hoe: tiko be enao ry Herimiafina de ividianako chocolat sy bonbon, de... de .... Hamorony teny mamy sy fitaka be dia be ao e! hehehehe:-D:-D
31. mamzelkely
(
14/02/2006 14:32)
ary ra avadika hoe tia ahy be enao ry herimiafina de hividiano chocolat sy bonbon za :-D:-D:-D:-D
32. Herimiafina
(
14/02/2006 14:34)
Tsy maninona konkou kah, mety daholo, tout est permis refa st-Valentin hono! hehehehe:-D:-D
34. Herimiafina
(
14/02/2006 14:40)
Ze tiana, à volonté jusqu'à la mort, hehehehe=))=))
Ary mamzel angaha tsy nanao diner au chandelles anjoany e? hehehehe=))=))
Ary mamzel angaha tsy nanao diner au chandelles anjoany e? hehehehe=))=))
35. mamzelkely
(
14/02/2006 14:43)
:-D:-D zay tiko zany na firy kg na firy kg aaa:-D:-D
ary herimiafina nga ts nanao dinner au chandelle tsika sy enao zao no manao dialogue au chandelle eto ko :-D:-D
ary herimiafina nga ts nanao dinner au chandelle tsika sy enao zao no manao dialogue au chandelle eto ko :-D:-D
36. Herimiafina
(
14/02/2006 14:47)
Ary aiza daholo ny akama e? Sa lasa nampiaraka any daholo? Be injay ny zaza ho teraka atsy ho atsy afaka 9 volana klé! hehehehe:-D:-D
De inona no ataontsika sy mamazel refa avy eo? Njy izao no mitondra ny lalao anjoany fa mba St-Valentin e! hehehehehe:-D:-D
De inona no ataontsika sy mamazel refa avy eo? Njy izao no mitondra ny lalao anjoany fa mba St-Valentin e! hehehehehe:-D:-D
37. mamzelkely
(
14/02/2006 14:51)
tsika sy enao zany le celibat endurcis eto koo ts manao st Valentin:-D
de inn aza ny titsika atao ee mhhh:roll::-D:-D:-D
de inn aza ny titsika atao ee mhhh:roll::-D:-D:-D
38. Herimiafina
(
14/02/2006 14:52)
Andao halemena le celibat ary fa tena lasa dure tokoa klé! hehehehehe=))=))
Tairo omeo hevitra fa njy izao no mitondra ny baolina fa mba St-Valentin ny andro e! hehehehe:-D:-D
Tairo omeo hevitra fa njy izao no mitondra ny baolina fa mba St-Valentin ny andro e! hehehehe:-D:-D
39. Fiffi
(
14/02/2006 14:55)
:-D:-D:-D:-D:-D nareo dia mampihomehy ry Herimiafina sy mamzel !! ataovy izay mety eh! :-D:-D:-D
40. Herimiafina
(
14/02/2006 14:59)
Io koa Fiffi fa tonga! Sambatra be zah fa sipa roa be izao no akamako amin'ity St-Valentin ity klé! Mbola tsisy otr'ity njay hatrizay! hehehehe=))=))