Be menomenona

1. Fiffi ( 08/02/2006 06:01)
Iza t@ tsika no tsy mba nimenomenona ? Na mety na tsy mety ilay zavatra natao dia tsy maintso ao foana aloha mimenomenona kely fa nahoana ary ? 8O
novalian'i Fiffi ny 09/03/2006 14:16
2. Angolaina ( 08/02/2006 06:32)
Ny ana kosa aloha refa mety sy ao @ ilako azy de faly za fa tsy mimenomenona zany e! mba mankasitraka e ! fa rehefa tsy mety kosa ve... tsy maintsy tonga ihany le fimenomenomana analana le fo kely marary e :lol:
3. watafon ( 08/02/2006 07:16)
za alou refa tsy azoazoko d mimenomenona mitsy e! ary aleo ange avoaka ze hitanao fa tsy mety toy izay kobonina na any ambadika vao mimenomenona e!
4. Fiffi ( 08/02/2006 07:36)
ka indraindray ange ilay izy na mety na tsy mety toa lasa ho azy ilay fimenomenomana ko!
5. Fiffi ( 08/02/2006 07:48)
sa lasa fahazaran-dratsy ?8O
6. dadabe ( 08/02/2006 08:39)
humm zah tsa mba mimenomenona izany kle
7. ari.malala ( 08/02/2006 10:00)
siora v enao? :-D
8. pissoa ( 08/02/2006 10:18)
An3 - rehefa mety kosa ny atao dia tsy mimenomenona e!
9. petakorona ( 08/02/2006 10:41)
fa maninona kay mimenomenona foana izany?
Tsy aleo ve mifaly amin'izay zavatra vitanao?Misy mihintsy aloha olona manao an'izany e! fa sarotra be ny miaramonina aminy.
10. yonikafopl ( 08/02/2006 12:16)
petakorona hummmm:-w:-w:-w
za njay de be menomenona mihintsy,be kizitina zay ihany, fa tsy sarotra zany ny miara miaina amiko fa mahafinaritra be kouu, anontanio ange i Akamatiana e :wink::wink:
Fa asa fa efa toetra ratsy na fahazarana araka ny lazain'i fiffi le izy ngamba ka.
11. ari.malala ( 08/02/2006 12:31)
d na mety aza v ky ny ataonareo d mimenomenona ihany? d inona le tenenina raha mety ny atao?
12. mamzelkely ( 08/02/2006 12:33)
za refa ts mety ny zvt iray de kizitina fa ts mimenomenona njay alo ee
13. fasaly ( 08/02/2006 12:43)
ny ahy tsy vitan'ny menomenona rehefa tsy mety fa manompa kely sy manadoboka tanana na mandàka:°) ny maso amin'io efa mivadika impolo kely lay maintimainty:^)
14. Samoana ( 08/02/2006 12:51)
fasaly > tsy menomenona intsony kosa ny an'itoi fa delira e !:lol:
15. Fiffi ( 08/02/2006 12:58)
petakorona: :-w
yonikafolp: ka io aloha raha izaho aloha an! de azoko hatao hoe fahazarana , mety ho ratsy , nefa tsy hoe ratsy foana kosa aloha , ary raha hatao hoe fahazaran-dratsy , nefa raha tena mijery isika dia ilaina io satria mahafaka izay halahelo ao am-po aloha iray zay! manarak'izany AHAZOANA valin-javatra tsara koa , azo izay nirina avy eo.:)
16. chipie1 ( 08/02/2006 13:01)
fasaly > draiss oka akia marina hihihi
ny anà ndray manaikitra molotra fa tsy mimenomenona loatra :lol:
17. mamybe ( 08/02/2006 13:04)
Vao nisy nandefa t@ mail perso-ko tamin'ity semaine ity mihitsy ny momba @ zay mimenomenona izay. Fichier Powerpoint ilay izy dia tsy haiko ny fomba hampidirana azy. Tena mahatonga saina be ilay izy hoe tsy tokony himenomenona isika satria any ho any misy olona tsy afaka manana ny zavatra iainan-tsika fa mahantra sy mijaly lavitra noho isika.
18. fasaly ( 08/02/2006 13:04)
Samoana:

fasaly > tsy menomenona intsony kosa ny an'itoi fa delira e !:lol:


=))=))=)) kou zanyaza kou! ka zà tsy mpimenomenona raha tsy efa misy zavatsa tsy zakako mafy de tonga dia indray mipoaka daholo ny rehetsa:°)


19. fasaly ( 08/02/2006 13:06)
chipie: de hivoara mena eo foana ity molotra raha ho kekerina isaky ny mihetsika:wink:
20. Fiffi ( 08/02/2006 13:23)
fasaly: :-D:-D aleko hiany hiany zany tsy mifanena @ ndry rehefa indro fa hipoaka izy zany an! sao dia mety ho lasa dinamita eo ka loza :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1685