Be menomenona

41. mandrindra ( 09/02/2006 15:37)
fasaly, izay mihitsy ilay karazana kamenona tsy mitondra vokany. ny tosidranao fotsiny no miakatra nefa tsy mampiova n'inona n'inona akory. ajanony hoa le mimenomenona.
42. fasaly ( 09/02/2006 16:11)
mandrindra: kou tsy mety kou mampite hanampy tosika avy ato aoriana ny vodin'ny fiarany, ka efa 80 taona kou ka mbola mikapila kapà, reny no tena mampimenomenona ahy isan'anjo raha ny tena marina....


fiffi, aza tratrako ihany kalou fa sady ampiko ny klakson mafy be mahintsy amzay taitaitra tsara eo aloha eo:wink::-D
43. pissoa ( 09/02/2006 16:24)
Kally - An3 kosa kah! Ny mimenomenona anie tsy voatery hoe misy olona hafa himenomenomana e. Mety hoe ny tena ihany no himenomenomana.
44. fasaly ( 09/02/2006 16:26)
pissoa: marina zany, zà efa nimenomenona ny tenako ihany ohatra hoe "zay rehefa nipendopendona lotra may ny farany" rehefa manao raraha oahatra ka tsy mitandrina:°)
45. Fiffi ( 09/02/2006 16:31)
diamondra: andrayyyy kosa akia an! fa tena hoe malaza be menomenona nga hono ity zaho ity ? :-D:-D aza matahotra izany akia fa izaho anie ka zentille be e! :-D:-D le site ny hira aloha misaotra andry koa aho fa tena nahita hira efa ela koa no notadiaviko kanjo tao ilay izy:-*:-*:-*:-*
fasaly: :-*:-* tandremo hiany fa sao manapa-lalandrà ny klaxon an! :-D:-D
pissoa: marina ny andry asa raha io no hatao hoe fahazaran-dratsy ? be menomenona @ tsisy dikany:-D
46. fasaly ( 09/02/2006 16:40)
kou tsy maintsy misy foana koa ange ny mimenomena e! iza no tsy mimenomenona, raha misy manakiaka fotsiny zao ny fiara ohatra de tsy himenomenona ve enao, na nisy nandrora paraky tao andamosinao tao fa tsy hitanao de tsy hiemnomenona ve hahita an'iny??????fa nilaozanao nitsikoitsiky sy falifaly ndray nisafosafo azy?????:roll:
47. Fiffi ( 09/02/2006 20:40)
fasaly: ka izay ange no nolazaiko hoe @ fiainana mihintsy io e! fa mahagaga ahy fa misy milaza fa tsy mba mimenomenona izany , nefa izany rehetra izany kosa ve dia ahafaly ny tena hoe "na nisy nandrora paraky tao andamosinao tao fa tsy hitanao " raha izao kosa aloha dia lasa daholo aloha ny ompa rehetra dia avy eo mimenomenona be mihinsy e!
48. pitchou ( 10/02/2006 12:14)
zà r'ireto misy fotoana tena mahafinaritra be an'ah mihitsy le mimenomenona! na zavatra tsisy dikany aza! izany ange d tena mamorona hevitra himenomenonana mihitsy e! d rehefa tsy mahita d ny tenako ihany no imenomenonako! ohatra hoe: itony koa mba anarany no vhv nefa tsy mahakarakara volo e! oviana izao no nanao makiazy farany e! @ firy mbola ao am-pandriana fôna e! sns! d rehefa leo mimenomenona indray d mihomehy irery hoe izany avy d hita nimenomenonana!:?
49. Samoana ( 10/02/2006 14:21)
rehefa tokana tsy misy namana za no mimenomenona sy mingonongonona fa matahotra ny ho lasa moana.
raha vô misy oul 1 fotsiny eo akaikiko de izy no avelako himenona fa za mivanitika faly mijery fotsiny:D
50. yonikafopl ( 10/02/2006 16:10)
hihihihihihihihihihi, tena tapaka ny tsinaiko eto mamaky ze soratanareo.
Za kou otran'i pissoa, misy le vao mifoha maraina iny za de mitady zavatra imenomenonana , asa maninn mihintsy, le vadiko miteny mihintsy we ndana miverina matory , fa ny tongotrao ankavia no niarina mialoha teo am-pandriana , hihihihihihih.

fa asa ngamba mety ho io lazain'i kally io no mahazo ana, fa tsy zakako mihintsy ny mahita olona votsa eo akaikiko, indrindra fa misy zavatra ampanaoviko azy, de ilana fanazavana be le fanaovana an le izy vao azony, nefa za raim de mahavita an le izy, de iny le mampimenomenona sy maha kizitina ana, le oll elabe vao maazo ze lazaina ireny mahaletra ana mihintsiny.
51. Veloo ( 10/02/2006 19:59)
yoni a dia alohan'ny hifohazan-njy dia respire bien a fond dia tsy mimenomenona njy :-D:-D:-D
52. Fiffi ( 11/02/2006 06:59)
yonikafopl: ka sao dia mba misy hantahanta kosa ary no mahatonga azy manao an'io ? hoe mila fanazavana betsaka nefa zavatra mora hazo ? mety izay ange eh! Ny ahy indray aloha iny vao mifoha iny aho dia tonga dia miheritreritra ilay zavatra toa ho mafy tsy maintsy vitaiko dia eo kely aloha mimenomenona kely :-D:-D:-D fa ny tena mampimenomenona ahy kosa aloha dia rehefa mba mangataka zavatra hatao aho dia hatao hiany ilay izy fa zara fa vita e! :twisted:
53. mirana5 ( 11/02/2006 18:42)
mampangateta ny mimenomenona ry reto o?
54. Fiffi ( 11/02/2006 19:03)
mirana: ie! dia @ zay misotro rano fa mahatsara ny fahasalamana koa ny fisotroana rano ka!
55. mirana5 ( 11/02/2006 19:14)
fiffi a, sady mampangateta dia hisotrona rano ekena fa tsara!!fa mampiakatra tension sy ampidobodoboka fo (l)koa fanampiny donc tsy dia ilaina loatra hoy aho zà aloa ataoko zay tsy himenomenonako é:-$:-$:-$
56. Fiffi ( 11/02/2006 19:19)
mirana a! tena mariny ny andry an! fa gaga fotsiny aho toa lasa ho azy anie io fimenomenomana io eh! fa aleo aloha itandrina @ izay . :-*:-*
57. Veloo ( 11/02/2006 23:58)
:-D:-D
58. Fiffi ( 12/02/2006 06:20)
Veloo: tsy marina ve zany ? :-D:-D
59. yonikafopl ( 12/02/2006 17:00)
veloo, ka za le mifoha maraina mihintsy no tsy laitrako kooooo, de raha vao fohazina za am maraina de manomboka ny menomenona.

fiffi a, non, misy mihintsy le oll fohy fisainana tsy mahataka javatra reny ka, de nena kou le otran ny anjy io we misy olona asaina manao zavatra de zara fa ataony le izy, de sady mamerina manao za no mimenomenona eo.:oops:, de sady mimenomenona am tenako kou we efa fantako fa raha ny hafa no manao an ty de zara fa ataony fa ny hakamoako zao manjary mamerina ny efa vita :wink:
60. Fiffi ( 14/02/2006 10:30)
yonikafolp: ka zay ange hoy aho eh! marina mihintsy ny andry fa zany kosa ve dia mba rariny ? voatery haverina indray ilay zavatra natao satria zara fa vita dia lasa ho azy ny fimenomenonana , ny ahy koa aloha ny tena mandreraka ahy dia rahefa misy fotoana henjehana iny dia efa hoe @ izao no fotoana dia efa akaiky kely iny ny fotoana handehanana izay vao mikiropaka eo hoe aiza ny anona , aiza le zavatra tokony hoe entina nefa tokony mba hoe nomanina aloha be dia raisina fotsiny avy eo , dia iny lasa aloha mimenomenona dia sady tara no tezitra no manjary misy hadino indray ny zavatra tokony natao dia inona sisa ? mimenomenona :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2472