Be menomenona

61. yonikafopl ( 14/02/2006 12:37)
asa fa ny vehivavy toa misy zavatra imenomenoneny fona kou:wink:
62. Veloo ( 14/02/2006 16:54)
yoni, sy fiffi a de ahona zany raha may ny trano amin'iny maraina be iny? :-D:-D:-D:-D
63. pitchou ( 15/02/2006 01:08)
veloo> d mimenomenona b klou we iza njay aza ny .... nanao ny tsy mety nahamay ny trano, mahita raharaha iny anjoany sns ka! izay vao mitabataba we mba vonoy re io afo io sao lasa kitoza ato daholo e!

fa egizerisisy ho an'ny fo koa ange le menomenonana e!
64. Veloo ( 15/02/2006 03:32)
pitchou =))=))=))=))
an2 kosa e mahamora antitra ny mimenomenona knou
65. pitchou ( 15/02/2006 17:11)
ka njy nge tsy mimenomenona tezitra fa mimenomenona manao egizerisisy e! tsy asiana hozatra miasa firy fa ny molotra fotsiny no ahetsiketsika!
66. Veloo ( 16/02/2006 18:37)
pitchou =))=))=)) afahafa njay zany kle
67. pitchou ( 17/02/2006 07:37)
d @iny refa misy manao komantera d mody atao we: ny asa atao an-kira tô vita tsy natao! hihihi
68. yonikafopl ( 17/02/2006 15:36)
=))=))=))
veloo za aky le mimenomenona iny no mahatsara ny foko a, fa raha tsy mimenomenona za de manjary mimotomototra njay de miangona ao anatiko ao le izy fa tsy mivoaka.
69. Veloo ( 17/02/2006 16:57)
yoni a tsara ny mamoka ny ao-mpo satria manimba, fa tsy dia ilay fimenomenomana ny solution kle...:wink:
tadiava moyen hafa fa lasa miketrona be njy sy mora antitra :-D:-D:-D:-D
70. pitchou ( 18/02/2006 03:36)
k'efa we tsy voatery hiketrona refa mimenomenona kou njy kou! sady exercice ho an'ny takolaka sy ny faritry vava koa aky iny an!
71. watafon ( 18/02/2006 04:28)
tsy aleo mba mihomehy na zacatra hafa no atao raha te hanao exercice fa tsy mimenomenona !!:wink:
72. yonikafopl ( 18/02/2006 11:09)
pitchou , f'hita wa aky kou:)
73. fasaly ( 18/02/2006 15:18)
pitchou: ka ny mimenomenona tsy msiy ketrona ange zany tsy mimenomenona fa miangolangola e!:{
74. Fiffi ( 19/02/2006 16:16)
Veloo: le mimenomenona vao maraina be iny kosa aloha dia tena tsy lasa eh! tena manimba ny tontolo andro mihintsy io an! :-D:-D:-D:-D
75. mirana5 ( 19/02/2006 17:50)
mbola mimenomenona foana angaha nareo hatrami'izao rano firy vera zay no lany o:lol::-D:-D:-D:-D
76. Fiffi ( 19/02/2006 18:57)
mirana: izaho aloha efa mitandrina eh! :-D:-D:-D fa toa misy foana koh! toa tsy maintsy misy kely foana fa raha tsy izany tsy mety :-D:-D:-D:-D:-D
77. Veloo ( 19/02/2006 23:23)
pitchou , yoni a vakioi ilay lazain'i wata sy fiffi ery ambone ery :wink::^):^)
78. yonikafopl ( 20/02/2006 14:16)
veloo za zao tato ho ato tsy de nimenomenona de las amiteny rery tontolo andro :wink:
79. Veloo ( 20/02/2006 23:29)
Yoni:-D::-D:-D:-D
80. pitchou ( 21/02/2006 04:22)
yoni> :-D:-D:-D:-D:-D d inn aky no lazai-njy?
veloo> ka mba hiovana kely @ le mimeme lava ange aky no anaovana le menomenona e! manjary d tsy mba misy variante mintsy!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2053