Be menomenona

21. Fiffi ( 08/02/2006 13:24)
an3 fa aleo hiany ry zareo mimenomenona kely fa tsy tazomina ao am-po ao daholo fa tsy mahatsara koa anie ny mitazona de rehefa be loatra dia mipoaka be tahakan'i fasaly eo no farany :-D
22. mamzelkely ( 08/02/2006 13:37)
fasaly< aleo njy refa bonne humeur vô hita ra izany klé le manopa ko itovizana alo eee:°)
23. mamzelkely ( 08/02/2006 13:39)
chipie1:

ny anà ndray manaikitra molotra fa tsy mimenomenona loatra :lol:



hihih za zvt hafa no manaiky molotra fa ts refa mikizitina:°)
24. fasaly ( 08/02/2006 14:00)
:-D aza matahatsa mintsy nareo fa zà tena efa otsanzay vo menomenona ka!:cry:
25. Fiffi ( 08/02/2006 14:14)
fasaly: ndryyy :-D:-D andraso fa itondrako bonbon sisety an ! :-*:-*:-*
26. diamondra27 ( 08/02/2006 16:18)
mamybe: :-*=D=D 'zay indrindra nge le fiainana e! raha mahita ny fahorian'ny sasany enao tsy himenomenona mihitsy.Kanefa moa atao ahoana refa toetranao iny, de anjaranao ihany no manamboatra azy e!

Mba omeo ohatra 1 tokony himenomenomana oe raha azo atao
27. fasaly ( 08/02/2006 16:27)
ohatra hoe mitovy fona ny laoka isan'androisan'andro:°)
28. kally ( 08/02/2006 17:08)
Asa raha mba efa hitanareo ilay telolafin'ny toetran'ny olona : Ny mpamonjy; ny mpila vonjy ary ny mpibedy (na mpitrerona, sarotsarotra amiko ny nandika azy fa tsy avy @ teny gasy mantsy ilay izy.
Mivezivezy ao anatin'io telolafy io ny olona tsirairay, raha mahaliana anareo asiako fanazavana bebe kokoa, dia hanokafantsika lohahevitra vaovao.Fa ny tiako lazaina eto mifandraika @ ity lohahevitra ity dia misy ny olona tena be menomenona kokoa noho ny sasany noho ny toerana misy azy ao anatin'io telolafy io.
29. Veloo ( 08/02/2006 20:49)
fiffi a matoa mimenomenona fona dia jereo ity lazain'i ari ity:
siora v enao?

Tokony ho faly rehefa nahavita zavatra tsara matoa mimenomenona dia na efa antitra na tsy vita tsara ilay zavatra zay ihany zavatra roa itako @ fimenomenomana :-D:-D:-D
Raiso @ lafin-tsara doly ny rehetra oooooooo:wink:
30. fijo ( 08/02/2006 21:28)
za lereto tsy tia mimenomenona izany an
31. jennifer2 ( 09/02/2006 00:28)
De mimenomenona daholo ary eo e!
32. Fiffi ( 09/02/2006 04:33)
fijo: ka na tiana na tsy tiana anie toa lasa h azy ilay izy e!
33. watafon ( 09/02/2006 06:04)
veloo, hiezaka zany e! :-*
kally, alefaso fa za kalou liana e! mbo ijereko oe aiza oaiza no misy ahy ?
34. Fiffi ( 09/02/2006 09:43)
diamondra: ohatra hoe hiditra eto @ namana aho dia tsy tafiditra dia io fa mimenomenona hoe ntsssssss inona koa aza no mahatonga ahy tsy tafiditra? eny fa dia iny fa tafiditra soamantsara aza dia mbola misy hiany ny fimenomenomana hoe ntssss fa naninona koa izy teo ? :-D:-D:-D na hoe namaly teto dia tsy lasa ilay valiny dia io fa mi... :-D:-D:-D
35. mandrindra ( 09/02/2006 10:19)
tsy manja ilay mikamenona e, mimonomonona ao anaty vava tsy hita izay vokany. rehefa tsy tiana na misy tsy mety dia tonga dia kôzio mafy be na ho tezitra aza tsy koi, tsy asaina lolompo fotsiny.
36. Fiffi ( 09/02/2006 12:31)
mandrindra: ka indraindray io angamba mety tsy lolompo ka! fa na dia ny tena irery aza no ao anolohan'ny zavatra iray ka tsy mahavita na nanimba na tsy arakin'izay nitiavana azy dia iny fa lasa kely aloha mimenomenona na zavatra tsy misy dikany aza , ngamba hoy aho misy ny fahazaran-dratsy. Ny ahy aloha indraindray aho dia mihomehy irery hoe wadray fa inona no himenomenonako irery eto ? :-D:-D:-D fa tsy midika kosa aloha io hoe be menomenona aho an! :-D:-D
37. fasaly ( 09/02/2006 14:33)
ny ahy ny tena mampimenomenona ahy isan'andro sady mampiakatra ny tambaviko dia ireny olona miretareta eo alohako reny indrindra zà fa iny efa tara iny,
ny antitra efa 80 taona mbola miretareta mi roule ihany, sady dangeureux no miletaleta:x
38. Fiffi ( 09/02/2006 15:02)
fasaly: dange be ko ndry zany an! :-D:-D aoka aloha tsy hifanena @ ndry aho iny somary mbola mangatsiaka iny ny fiara nefa ndry maika be fa tara :-D:-D:-D
39. diamondra27 ( 09/02/2006 15:14)
fiffi: Na de tsy niteny aza njy de matahotra be za fa sao de nomenomenomanjy ary za fa tsy nety le site hira "paroles", azafady akia fa tsy ampy fanazavana iny a!ndana jereo haingana ny tokony atao§
40. kally ( 09/02/2006 15:22)
Ny ahy ny olona be menomenona hitako matetika dia ireo oloona mihevitra azy ho izy irery no aratra fa ny manodidina nandra sy tsy haninon-tsy haninona dia lasa amin'izay ny menomenona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3343