"fille facile"

1. fasaly ( 08/02/2006 09:35)
rehefa misy tsikera momba io "fille facile" io dia hoe ratsy foana no fipetran'ny tsikera, kanefa ange raha be fitiavana be kosa lay sipa no mizàra fitiavana mora foana inona no maharatsy izany????
aleo ve lay takarina satroa alaina be reny no tsara!!!!!:°)
novalian'i soupie ny 23/02/2006 13:31
2. sipagasy ( 08/02/2006 09:39)
hihihihi fasaly injy ty akia mampme ahy annn, fa marina aloha ny teninjiko e! io resaka io anie akia samy manana ny feeling-ny e!, raha tiany ve ilay oul inn moa ny misakana azy??? sa ilaina hoe efa nihaona in.... tsy haiko in 10 vao misy firaisana??? tsy misy izany io fa ny ao anatin'ny saina no mitondra azy e!
3. diamondra27 ( 08/02/2006 10:10)
le maha be fitiavana azy tsy ratsy izany, fa le izy manaiky @ kof rehetra ,hum, tandremo ny aretina ry zalahy, tsy SIDA ihany fa misy hafa ihany koa ary lafo be ny fitsaboana
4. maelys ( 08/02/2006 10:14)
ka ny lhl ne hafahafa fisainana zay e! sariaka ndry de fille facile, miavona kely ndray de tsy ampahafiriny !!!
5. ari.malala ( 08/02/2006 10:20)
f'hita hoa ry maelys! fa tena azo kilasiana ho fille facile kosa aloha raha ohatra ka izao lhl rht zao ekena sy iarahamandry aby e!
6. diamondra27 ( 08/02/2006 10:23)
ngah ny mahasariaka anjy no atao oe: fille facile kosa e! 'zay nge le misy tsy mety @ le traduction e!

raha sariaka = charme fotsiny 'zany, de tsy mba ho sariaka mihitsy 'zany fa sao de lazain'olona oe fille facile? ah non hein

raha mikotikoty njy de tara le kof nefa adabonjy izy = allumeuse njy 'zay

raha manaiky kotiana njy tsy mifidy lhl = fille facile njy @izay

raha kotiana ka tsy azo njy= tena reven'le bandy :-D:-D:-D lazainy @ kof namany oe: tena tsy mety azoko leitsy ry sipa ry an! etc etc...de mifaninana ry zareo manao pari oe: iza aary no hahazo azy :-D:-D:-D ( any @ lycée aloha no manao izany fa tsy hoe à toute âge an!)

ahitsio raha misy diso
7. maelys ( 08/02/2006 10:44)
tsy diso aki a ! fa ndraindray ndry raha vô sariaka de efa kilasiany hoe fille facile.de refa kôtiany am zay ndry ka tsy mety de avy am zay le tenenindry io ambony io.
fa tsy mety kosa alou le hoe ze mikoty de ekena sy iaraha-mandry an! zay kosa tena fille facile.
8. mamzelkely ( 08/02/2006 10:48)
ny ana ny fieritreretako ny atao we fille facile de io lazain diamondra io zany wa mora mi-ceder am bandy zay mangataka anazy hiray fa ra tô kosa alo we miaraka ts misy le firaisana za mahita we ts azo classer-na ho fille facile ny vhv zay izy no lazaina fa be fitiavan :°)
9. zazafaly ( 08/02/2006 10:49)
amiko k'alou tsy misy facile sy tsy facile zany a!ny maha facile an'io de le fitiavana fotsiny e!raha mizara tsiki2 mou !!tsara be , de raha zaraina kou le mitsiky ery ambay:lol: de vao maika kou:* sa aôna??
10. diamondra27 ( 08/02/2006 11:10)
ary faly mahazo fotsiny nge zazafaly 'zany e!
mba lazao oe: firy 'zay no efa azo?
11. zazafaly ( 08/02/2006 11:31)
ka le maha facile AZY anié tsy le izy mizarazara partout e! fa facile @ izay izarany azy e!ohatra , indry @ sipan dry , na vadin dry ! fa tsy @ rakoto na rabe kousa e!:-D
12. sonwin ( 08/02/2006 12:38)
difficile be zany kozy zany an!
13. fasaly ( 08/02/2006 12:49)
:-D tsy kopy ndray sonwin an! sendra zay sipa difficile foana angamba toi de teto toi lasa diffile mi comprendre:-D

ka zao e! ka raha vao miona de tena sam mamba be kosa ve zany izy roa de voasarika hatreny ampandriana de maninona kosa! mahery lay fitiavana eto, lay bandy kou amin'io zany facil be mahintsy, fa maninona ny sipa foana no hatao hoe facile????:^)
ny fakampanahy mahery kou dia ny olombelona malemy de atao ahoana aza ny hanakana lay izy raha tena mangotraka beuhhhhh?:°)
14. mamzelkely ( 08/02/2006 13:01)
:-D ra raisina ôtran'izay anie de fille facile dôly refa miaraka am sipany eee fa le izy zany njainjay le sipa no môlamôla de lôlôvin bandy ftsn eee de zay bandy mangataka azy hanao de lasa zao fôna ts ankifidy :-D
15. Fiffi ( 08/02/2006 13:04)
tokony jerena kosa angamba fa azo hatao 2 ny dikan'io fille facile io. Ao ny hoe mahazo azontsika hatao hoe " succés " ? satria manja ilay sipa , dia manjary misy milaza fa "facile" . Ao koa ny tena azo lazaina hoe "fille facile" ioaloha dia azo raisina hoe ratsy fa aoka aloha hitandrina mba tsy hanenjikendrika fahatany fotsiny satria ao ny FIALONANA dia manao an'io tsikera io. Misy koa anefa tena hoe facile satria androany etsy , ny ampitso eroa sns....
16. maelys ( 08/02/2006 13:05)
coup de foudre ndray angamba ny anaran'izany !
17. fasaly ( 08/02/2006 14:12)
lay tena fille facile alou tsa voako e!:x
18. mamzelkely ( 08/02/2006 14:22)
le fille facile ve ts le azo considérer-na we maivan-doha eee:roll:
19. diamondra27 ( 08/02/2006 16:22)
sipa blonde (blague)ve? no maivandoha
20. fasaly ( 08/02/2006 16:29)
mamzel: zay injinja kanefa ange ireny no tena manitona ny bandy e!:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1036