"fille facile"

21. kally ( 08/02/2006 17:10)
Ny fahazoako an'ity fille facile dia sipa môlamôla; sa?
22. fijo ( 08/02/2006 18:46)
avelao ny sipa hizara fa ny bendy koa anie tara e
23. tyfoly ( 08/02/2006 18:58)
amiko ndray zany fille facile d zay mitady azy d mahazo, fa misy fotoana kosa anie mety mandeha miaraka ny feeling nareo sy ilay bandy , io koa anie misy sipa manao 1er pas d ahoana ,d ho fille facile kosa v izy @ zay , tsy tia izy raha tsi iny bandy iny kosa!,fa ny sipa molamola zao no azo atao we facile ! zany izy we molamola
24. fijo ( 08/02/2006 21:15)
avelao wa ny sipa hizara,fa milay io.
25. Veloo ( 09/02/2006 03:00)
8O tete de libellule ve?
26. zazafaly ( 09/02/2006 05:22)
za kou alou mitovy @ fijo e!
avelao ny sipa mba hizara e! ny bandy anie no tena facile fa tsy ny sipa é ! ny ann sasany ngamba mihenjana fôna hôtry ny an 'ny boriky de mitady lavaka hitsofohana fôna kou:roll:de raha mba mahazo sipa de le sipa ndray no lazaina wé facile:x
27. mamzelkely ( 09/02/2006 06:19)
ka normal ny lhl ra milaza anzany eee satri nareo no mi-profite an le izy :-D
28. ari.malala ( 09/02/2006 07:44)
:{:-D
29. mamzelkely ( 09/02/2006 13:31)
k'hita fa marina zany koo:-D
30. mandrindra ( 09/02/2006 13:36)
mamzelkely a, fa ahoana no hoe ny lehilahy no miprofite an le izy. lahy sy vavy izao no miara mihira sy makafy knou. mba ataovy update kely ny programa fampianarana omenao raha izany ka.
31. Veloo ( 09/02/2006 20:42)
zany ve?8O
32. mamzelkely ( 10/02/2006 07:14)
mandrinadra ts mi-profite mits le vhv satri viravirain bandy ftsn de zay angamba no plaisir ra azo lazaina fa plaisir zany fa le bandy no mi-profiter an le sipa satri izy "fille facile" ny tiko lazaina am le profiter anie de we manararaotra eee :°)
33. dadabe ( 10/02/2006 14:49)
mamz atsy misy bandy miprofit izany fa le sipa no niallumer azy e :°)
34. fasaly ( 10/02/2006 16:13)
:-w:miam:
35. fasaly ( 10/02/2006 19:01)
dadabe a! ka ilaina ihany lay mi allumer fa sao tsy misy kitay mirehitsa ange e!:°)
36. fijo ( 15/02/2006 21:46)
mamzely an,tsy miprofit kosa fa mba maka fy e
37. soupie ( 23/02/2006 13:31)
mba tin'ny le sipa ndray ve de lazaina fa fille facile iz e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0859