resaka hafahafa

1. tyfoly ( 08/02/2006 18:34)
mifanalavi-toerana zahako sy ny sipako , d mifampiresaka @ telefonina matetika izahay , fa misy zavatra tsy nampoiziko noteneniny t@ko we , mba andefafaso slipe-nao zahako fa @ zay za rehefa mba malahelo za iny no ataoko hambany ondana , d heveriko fa sangisangy ilay izy , d nandefa texto izy ny maraina we alefaso androany ilay izy , d za, zany gaga b we tena serieu ilay resaka , ahoana fandraisanareo anizany ? bandy obsedé v izy? sa olona ahoana fa mbola tsy sendra olona tahaka izany za d hotrany mahakamo b za zany ilay kozy !, sa za efa retard b fa zany ndray lamody !, mba hampio e!
novalian'i dailynews ny 30/06/2006 15:48
2. fasaly ( 08/02/2006 20:01)
tsy bosedé zany aky a! njy kouuuuuuu! mba tiany lay fofonjy iny e! alefaso ny slip avy nanaovana androany de hisy ataony ambany ondana, raha en manka anjy kosa izy ve de obsedé, zara aza izy mitady slip fotsiny fa tsy mitady olonkafa:°) betska ny manao izany fa tsy izy irery e!:wink:
3. fijo ( 08/02/2006 21:14)
tiany be ndry izany ry kala an.andefaso slipo misy fofona izy fa izay no tena mety
4. vegas ( 09/02/2006 01:03)
fasaly??? betsaka ny manao anizany? hihihi tsy za kosa klé. Tamin'ny olona fantatro mbola tsy nisy nanao anizany ka mahagaga ahy enao miteny oe betsaka. Ra slipo adino de tsy koi fa ra oe angatahina kosa non lol.
5. Veloo ( 09/02/2006 02:54)
tyfoly a anontanio izy oe fa maninn no slipo no tokony alefan-njy?:wink:
6. zazafaly ( 09/02/2006 05:15)
io slip io anie ry reto an! isan'ny antsoina we objet sexuel ka ny fahitany an'iny fotsiny de mampiakatra ny an'azy sy anofinofisany an dry (l)
de betsaka ny bandy no mi-masta @ io e!;-)
7. Fiffi ( 09/02/2006 05:30)
mitovy hevitra @ vegas aho. Mbola tsy nahita an'izany indray aho , nefa kosa tsy atao hoe sokajin'olona obsedé fa sao dia mba te hatsiaro anao fotsiny izy hoe tena eo anilany!
8. akamatiana ( 09/02/2006 05:30)
:-D:-D:-D tyfoly mba tysripo kosa izy euuh!!:-D:-D
9. mamzelkely ( 09/02/2006 06:21)
hafahafa marina zany klé:-D:-D
10. diamondra27 ( 09/02/2006 06:38)
laingany kanjo zany fa valio e! tongava aty maka azy e! de @zay njy mba mahita no mi-profite ny présence-ny de 'zay vo omena e!

lasan'ny mpiasan'ny poste eo ny slip-njy de vao hum,

Fa maninona hono no slip no nangatahiny fa tsy soutien? na akanjo hafa... tampax atao anatyflacon toa ireny anty labo ireny de alefa. :-D:-D:-D:-D

Asa aloha na vazivazy 'zany fa misy olona fetichiste an!
hum, de raha za no eo @ toeranjy aloha de mi- se poser kestion ihany fa sao de tsy aharaka azy njy.
Manontania ihany olona sao afaka manoro anjy ny oe:INONA NO ATAO HOE:FETICHISTE sy ny ZAVATRA ILAINY

bon courage pour la suite

11. ari.malala ( 09/02/2006 07:45)
hafa ko zany!
12. tyfoly ( 09/02/2006 08:07)
veloo< nanontony azy za d hoy izy we fanaony mpifankatia hono zany, rehefa mba miantso azy hono za d ,tiany hono maheno ny feoko d eo akaiky eo koa hono ny fofoko
raha ao antin'ilay fitiavana aloha no anaovany anilai izy d tsy mampaninona za fa na d zany aza mila mizatra anio toetra io za satria tena , hotrany nilatsahany baomba za naheno anio kozy io , marina e!ela no nanaovako sipa fa ty no tena hafa
13. rurik ( 09/02/2006 09:08)
fantasme aky zany an maro ny olona no manana fantasme misy karazany maro le izy ka ny azy zany io ka raha ny amiko aloha raha olona efa niraka ela nanreo ka atokisanjy tsara izy dia tsy misy ataorako an'le izy fa asa aloha arakaraky ny fiarahanareo ihany. karazany daholo zany :-D:-D:-D
14. maelys ( 09/02/2006 09:09)
zà tsy gaga satria io oh ny ankizy kely mila doudou io na le mitady ny fofon-dreniny.
eto ndray zany iza efa lasa resak'olondehibe ko inona moa no maharatsy an zany? mba tiany ho re no fofon'ny olontiany ko!
manamafy ze voalazan 'i fasaly sy fijo hoe zay no tiany de omeo anazy e!
15. lapino ( 09/02/2006 09:57)
tyfoly:
bandy obsedé v izy?

Inona no atahorana anefa raha obsedé aminao izy? :-w
16. diamondra27 ( 09/02/2006 12:48)
tyfoly: mba torohevitra ny ahy fa njy ihany no tompoteny farany,fa jereo tsara aloha raha tena fetichiste izy na bandy mila zavatra anananjy , fa hum mampieritreritra 'zany, mangala oa renseignement
17. mandrindra ( 09/02/2006 13:31)
io aloha dia zavamisy e, somary mipika nefa norma. raha izaho manokana aloha dia aleoko ilay tena izy toa izay ilay fofotrondro iny e.
18. tyfoly ( 09/02/2006 14:43)
diamondra a
19. fasaly ( 09/02/2006 15:05)
fiffi sy vegas, izà nge tsy manao hoe ny rehtsa fa efa betsaka e! zà kou efa nisy nangataka ange e! indroa:°):wink:
20. diamondra27 ( 09/02/2006 16:47)
tyfoly: aza mangovitra 'zany, za nge tsy mahalala azy fa njy no eo akaikiny e! milaza ny zavamisy sy miseho fotsiny za mampitandrina ary tsy miteny oe: ohatran'zany izy .

Misy endrika ahafantarana ireny olona ireny nge e!

aleo any ambadika miresaka raha tinjy tohizana fa tsy eto e!sao de diso ny interpretation ka loza eto, oe zao no lazain'i diamondra etc... nefa tsy le tiko lazaina

mbola maika za e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3578