resaka hafahafa
21. Veloo
(
09/02/2006 20:44)
tyfoly a tena otran'ny bomba mihitsy retsy a.. maninn izy raha lazain-njy oe tsy aleo ve ny sariko ? :wink:
:-*
:-*
23. zazafaly
(
10/02/2006 06:10)
tsy misy maha hafahafa an'izany ry reto a!tsy obsédé zany lery fa fomba fitazomana fitiavana io e!:P
mety ho azo lazina obsédé-na sex hiany izy fa kosa @ndry irery anié!tsy hitako ny blem, fahafa kosa ny fetichiste: tena manao collection an'ireo objet sexuel na dessous feminins ireny! fa tokny ho sambatra be indry @zany bandy zany ka:* ,
de asaivo averiny le izy rehefa avy nasiany ny an'azy(l)

24. diamondra27
(
10/02/2006 06:22)
tyfoly: hum, njay aza, io lazain'i zazafaly io le mahamahina ahy e! njy ihany no mahita azy oa! de jereo tsara ny armoire sy ny commode sao efa misimisy any an'olonkafa talohanjy, na de tsy slip nge zany fa objet hafa e!
25. tyfoly
(
10/02/2006 07:56)
za aloha mbola tsy nijery ny tany anaty armoire kosa e!, fa rehefa tonga any @ za d hanao mission anizay zavtr zay , iza marina no mahita!, fa izy aloha tsy manan anireny fitaovana ireny fa ilay silpe , fotsiny no tsy fantako , sao d manao collection marina , za manko lasa miheritreritra anai na d ilay manan aza ,fa toa normale izy aloha e!fa ny lhl koa anie betsaka ny face zay tsy hita e!
26. patrick2002
(
12/02/2006 19:16)
tsy haiko re ry tyfoly fa histoire niainako ity,15 ans passer izay nianatra taty andafy izaho ,dia tsy nahita sipa ho sipaina 14 mois, tonga teo @ 8 mois tsy nanaovako sipa niditra centre commercial iray izao nijery akanjo ,tonga teo @ ilay rayon misy slip-vehivavy nijanona izao nandinika an\'ilay slip,tsy haiko fatena lasa revy teo izao,efa ilay vendeuse nonanontany ahy hoe je peus vous aider monsieur,zay izao vao hoatry ny taitra izany ,ary le olona rehetra ,tena nanara-maso ahy avy eo hatramin\'izay izao tsy niverina tao @ ilay mangazay intsony.
Ka tsy haiko na ,sendra an\'izany ny sipanao ka izay no nahatonga azy hanafatra slip taminao,izao aloha tamin\'izay tsy tao antsaiko ny hanafatra slip an\'ilay sipako tany dago.
Ka tsy haiko na ,sendra an\'izany ny sipanao ka izay no nahatonga azy hanafatra slip taminao,izao aloha tamin\'izay tsy tao antsaiko ny hanafatra slip an\'ilay sipako tany dago.
29. apache
(
24/05/2006 10:01)
sambatra ilay silipo fa sady efa nahita fika no mbola nahita tany. miangatra nama ny fiainana indraindray
30. dailynews
(
30/06/2006 15:48)
izaho aloha efa nahita bandy nanao izany koa e, angamba tsy tena hoe hafahafa izy kah...