Tranga hafahafa . Mba omeo ny hevitrareo

1. Optik ( 11/02/2006 18:41)
Mety misy ve sipa tena manao ze rehetra mahafaly an'ialahy (mi-payer sy mi-inviter @ soirée); tsy noho ny fitiavana fa mba hanindrìana sy ho voninahitra ho azy eo anatrehan'là fotsiny ihany no anaovany an'izany?
Tratran'io tranga iray io mantsy le kôfy amin'izao fotoana izao ;ka inona no tokony atao?
Izy de tena reveko rah ny marina ,saingy izy nefa de hitako fa tô tsy mieritreritra an'izany mitsiny. Fanina aho satria na de tsy amoureuse aza izy, de tô vô mainka manao zavatra milay be de be ho ahy ! Tena fanina aho ry zalah!!!!!:?:
Ifirako ve izy sa aôna ?
Rah ijanona @ izao fotsiny manko aho de tena hanjary harary fò!
novalian'i mbositra ny 13/02/2006 20:26
2. vale ( 11/02/2006 19:43)
Optik, raha izaho aloha enao an, dia handramàna kôtiana izy eh, tsy mahafaty ny maheno hoe NON eh, zay mahasà maty hono mifono lamba mena knou!:^):^)
3. Ragadona ( 11/02/2006 21:16)
Ra za no teo amin ny toeran la de ataoko namana tsara izy io fa tsy kotikotiko na anaovana resaka kivalavala fa sarotra ny mahita namana toa azy. Tsy hoe noho le filirony omeny fa le fiaingany mihitsy no hafa kely.Sipa mpanataka,na mivantana na ankolaka, no mahazatra eo amin ny fiaraha monina(tsy hoe nareo sipa rehetra akory a)
4. Optik ( 11/02/2006 21:22)
Ragadona:marina lou nen'là e
5. Fiffi ( 11/02/2006 21:28)
hoy Optik: " Ifirako ve izy sa aôna ? " mba mahita fitenenana koa nareo an! :evil: fa anga izy taratasy fifirana :-D:-D ka izao kosa anie eh! mba te hampifalifaly anao kosa izy eh! mba tsara toetra koa ary izy ko! de mba asio "galanterie" dia mba ianao no mandoa ireo resto sns .. ireo Ary raha mba ianao kosa no hi-inviter azy ? io fa mba omeo cado manja be izy @ ity st valentin io dia ho hitanao eo ny fandehany eh!
6. fasaly ( 11/02/2006 21:38)
mety diso fandray koa ra optik ka! mety tsy te hanindry izy na te hiaro ny voninahiny raha toa ka miantoka anao am rehetra, amiko manokana an! na entre copine aza zahay de am fahatsorako be lotra dia matetika mitranga io zavatra io zà no miantoka ny rehetra, ary misy ny mi profite izay situation zay, ary misy ny mahatsiaro tena ka am fiarahana manaraka dia izy no miteny hoe izaho indray amin'ity indray mitoraka ity, izaho manana io toetra io na bandy ny namako na sipa, fa tsy resaka hoe manindry zany fa halaviro zay fisainana izay fa tssssss....
tsy hoe akory hoe izà no manambola be toa inona fa rehefa manana zà de tena mizàra tokoa.....
aza hifirana izy ary aza mi profite ny fahatsorany fa mba asio ny valimpitia na ny reciprok de hezaho ny mba haharitra ny amitié nareo, raha sahala amiko aloha e!:wink:
7. Veloo ( 12/02/2006 00:49)
ataovy ao zay mety e.. fa aza firina zany ny kala lety a mbola firin'ny kala ko ndray andro any. Ny valy fingika fingaka..:roll:
8. Ralay ( 12/02/2006 04:05)
Ataovy izay mety fa tonga ny fety e :lol: Marina ny voalazan'i fasaly fa mba anjaranao indray no manao @ manaraka fa tsy ho izy foana :lol: Aterokalao hono izy zay mou :-w
9. fasaly ( 12/02/2006 09:50)
ka zay ilay izy ry ralay, lay toetra otranzay karazana hoe malala-tanana ihany"genereuse" zany e!
ka tsy manindry izy na hoe ahoana fa efa zay mintsy, otran'ahy karazan'oilona malala-tanana be, ka raha mana de mizàra foana fa raha tsy mana akory hatao:°)
10. Ralay ( 12/02/2006 09:55)
De mba tonga dia atokany ao ny anjarako zany ry fasaly fa alaiko ihany refa manao seance isika :lol: Izay malalaka rehetra dia tiko daholo ka na tanana io na tongotra na ny hafa koa :-D :? zany ahay mba namana mahavonjy :*
11. vale ( 12/02/2006 12:29)
Ralay: tady hivôna ny resaka an:lol::lol::P
12. fasaly ( 12/02/2006 13:50)
ralay: ié! tena kozy zany ny aty amiko malalaka daholo na ny saina amampanahy aza misokatra tsara, ny fo, sns e!.......:-*:-w
13. Optik ( 12/02/2006 22:16)
mivaralila zany resaka izany klellike!
14. lilbon ( 13/02/2006 04:03)
optik: mety tsy mahazo resaka enao fa tandremo an 8O8O! ahoana no itenenanao fa tsy de amoureuse izy nefa zany izy manao ze mahafa-po anao!:idea:?sao de mba absurde be zany kle !ny tia no miezaka manao ze mahafa-po(l):P fa refa tsy tia izy de tsy ho azonao amy zany !:evil::/
15. ari.malala ( 13/02/2006 10:43)
sao dia diso fandray i Optik @ le we te hanindry na fiarovana voninahitra? fa angaha moa misy zavatra mety manala baraka azy eo imasonao no hoe hiaro voninahitra ilay vhv?Ary ahoana no ahafahanao miteny fa manindry anao izy? Fa angaha efa nisy tranga ka hoe ianao aloha no niantoka d avy eo izy fa nataony lafo vidy kokoa ny zavatra nataony? Rehefa mandeha ma-pitiavana ny olona iray dia aza adika vilana fa tsy mety kosa eeee :) raiso @ lafitsarany ny zavatra!
16. Optik ( 13/02/2006 12:04)
ari.malala-> ka ny manahirana ahy aminy anie de izy ôtran'ny hoe te-hanadala ny lohako zany fotsiny e!
Otran'ny mahatsap tena ho alika keliny fotsiny aho.
Mitalaho be izy rehefa hi-invité ahy @ soirée, kanefa refaveo aho de ataony manirery fa izy lasa miaraka @ akamany hafa any rehetra any!!!:?
17. fasaly ( 13/02/2006 12:23)
hay ve zay ny tantara e! koa azavao aminy ary zay tsy zakan'i toi kou! zà hoe avelanao rery eto rehefa mahita ny kamanao enao fa tsy hande tsony zà am manaraka......:wink:
18. mbositra ( 13/02/2006 20:26)
mitadiava alika kely hafa e:P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3445