Mimenomenona fa vozaka lava

1. isrine ( 12/02/2006 12:59)
Mahagaga ahy, @ ankabobeny ny lehilahy de mitararaiana lava fa vizaka rehefa avy miasa. Fa moa ve tsy mba vizaka ny vehivavy na tsy mitaraina aza. Sa efa politikan'ny tsy te-hanao na inona na inona reehfa tonga ao antrano ilay izy.
novalian'i mirana5 ny 21/02/2006 11:47
2. xxx ( 12/02/2006 13:37)
Tena marina mihintsy ankia ny andry ry misrine fa za zany moa de tena leo tanteraka fa za foana no manao ny raharaha ato an-trano tsy mahavita ninin tsony izy leo be aho tsisy vitany tsony oa na ny adidiny eo @ fitiavana aza asa ny andry mba manao an'zany koa ve?
3. fasaly ( 12/02/2006 13:55)
reveo manja fa rehefa tsy mahavita tsony de ajanony e!:wink: manaova sos aide, coup de main aminy kalou sao dia manampy ihany izy e!:°)
4. lemenakely ( 12/02/2006 16:34)
izay ilay mba tsy mety mba mila calin izahay lehilahy fa reraka mitady vola e!!!
5. mirana5 ( 12/02/2006 17:21)
Mba mila câlincâlin :*:*:*:*daholo kosa na ny lhl na ny vhv é, dia tokony zarazaraina daholo ny asa amandraharaha ao antrano é, ndrindradrindra raha miasa koa ny vhv, raha no tokon' ho izy é(l)(l)(l)(l)
6. patrick2002 ( 12/02/2006 18:42)

marina ny an'ny isrine politikan'ny tsy te hanao.
tsy izany fa samy manana ny manavanana azy ny lahy na ny vavy,@ asa tandrify azy,ka raha asa tsy manavanana anao dia mahatonga stress anao,rehefa tsy no beazina t@ izany ianao t@ fahakelinao,oh mbola zazahianao tsy no beazina t@ izany manao raharaha ao antrano izany dia sahirana ianao rehefa lehibe,ary raha tsy ao ilay defi ataonao dia ho antinao mandra-maty iny kilema iny ,oh:maka ankizy tambanivohitra ianao atao la bonne ao antrano ,zarinao izy ao aminao aho mikoso nify isa maraina ,mikobana atsy,misasa, manasa tanana,jereo fa stress ho azy iny zavatra iny ,nefa ianao manao hoe ilaina ny fahadiovana,tsy important @,ka toro-hevitra homeko hanao raha tianao hizotra ny tokatrano dia, ataovy amikitsi-po ny asa amandraharaha ,ary bon courage faite le menage=D=D
7. zandrikely ( 12/02/2006 18:42)
lemenakley : nga ela irey no mitady sosy ry lery e , mba ampio io vady io fa mila tohanana anie izy e
8. fasaly ( 12/02/2006 18:45)
lemenakely , ka ny vevavy kou reraka mitady vola de aoana:wink: sam mila calin fa ifampizàrana lay tache kely ao antrano e! de avy eo :-*:* be mahintsy
9. fasaly ( 12/02/2006 18:48)
patrick tsy misy zavatsa hianarana na hatao tsy hay aky a! sady mahafinaritsa be kou nga mahita lay lehilahy mikaviavia be manao raharaha e:wink::°):-*
10. vegas ( 12/02/2006 19:01)
Ka tsy mitovy kosa lé asa e. Asa miambina zaza sy mitazona caisse ve de hitovy amin'ny mamily fiarakodia toute la journée milivre etsy sy eroa.
Mba reraka iany kosa fa aza de mba atao anizany.
11. booboo ( 12/02/2006 19:40)
tsy politikan'ny tsy te-hanao zany amiko fa samy manana ny fanehoany ny harerahany : misy kizitina, misy tsy mety manao n'inona n'inona, misy be taraina etc. Eo no mahamarina ilay fiteny oe : tsara ny roa noho ny iray, raha lavo misy manarina.
12. lapino ( 12/02/2006 19:55)
booboo =D=D
'Sôtr e :)
13. xxx ( 12/02/2006 20:58)
Na samy miasa aza ny lahy sy ny vavy dia ny vehivavy manatombo ny raharaha ao an-trano miandry azy.Mba asaivo manao ny raharaha hataon'ny vehivavy ao an-trano ny lehilahy raha tsy mikolay.Na izany aza dia be ny andraikitra ny ray mpianakaviana ka aza modiana tsy hita. Na ny hoe tsy mihinana aza ny ankizy dia efa adi-tsaina ho azy izany. Ny lehilahy hendry dia ny maha-tsapa manao izay vitany fa tsy hiandrasana.Omeo courage izy rehefa mba manao ary aoka isika samy hifampisaotra sy hifanampy. Misy zavatra tokony hataon'ny vehivavy hataovy. Misy asa aman-draharaha vitan'ny lehilahy aoka koa izy hanao.Ny entan-jaraina mora zaka koa te ho mafy horona ny tokan-tranonao mahaiza mifandefitra sy mifanampy.8)
14. patrick2002 ( 13/02/2006 03:07)
tsy haiko aloha no handraisana an'ilay fifampizarana eh!samy manao 50% ve ny menage ny lahy sy ny vavy,tsy d'accord izao satria,misy olona mikaviavia manao asa iray misy olona tena kinga ary tsy misy dikany aminy.alao rehefa havanana ianaop hataovyfa mba manao koa ny lehilahy ,izay tandrify azy .
15. bozimanga ( 13/02/2006 05:03)
tsy hoe zaraina 50% ny asa ao antokan-trano fa kosa misy ny asa azon' ny lehilahy atao rehefa avy miasa fa tsy hoe reraka foana de miandry toloram-potsiny fa ny kenonkenona atao ao an- tokantrano aza anie mandreraka noho ny asan' ny lehilahy any ampiasana eh!ary rehefa misy ny finiavana ao aminao de tsy misy izany mikaviavia zany fa mba mikavanavanana indray eh.
16. fasaly ( 13/02/2006 06:31)
patrick tsy 50 50 anoie fa mba lay manampy e! ohatra ny iray mansa lovia dia ny iray mamafa sy mampirina ohatra de rehefa avy misakafo de ny iray manogorona ny iray mamafa latabatsa, de lay mijery bandy manao izany maha teo ho tia be fa ny pasoka sy ny rahraha be sasany ataon'ny vevavy ihany e! na lay manendy laoka koa aza tsara raha mandray anajara kely ny lehilahy, hitako ho mignon be kalou e! atao ampitiavana mahafinaritra be alefa kely ny mozika ao andakozia ao de miara mitosistosy kely de misari gaigy ny raharaha mande ihany:°)
17. maelys ( 13/02/2006 08:49)
ilaina ny mifanampy eh refa manana volonté enao de vita io tsy misy an zany hoe mikaviavia zany io ko ne tsy voatery hiosona be akory e mba hafa ihany zany hoe mandray anjara am raharaha ao an-trano zany
tsisy hoe ny asa any ivelany manderaka kokoa na ny asa an-trano mora kokoa fa mba tokony hifanampy foana
ho an ze tsy mbola nanandrana de mipetraha ao antrano 1 andro fotsiny de ataovy daholo ny raharaha : mitaiza zaza, miantsena, mahandro, manadio sy mampirina
18. ari.malala ( 13/02/2006 11:21)
Hihih, ngamba dia menomenona tsisy ohatr'izany aky ry Maelys :) fa marina mihintsy io tenenin'i Maelys io. Sady raha tena dinihina aza anie, ny vehivavy mipetraka ao an-tokantrano hono mahavita kilometatra maromaro mihintsy @ le fivezivezena ao an-trano e! Noho izany dia tokony ifampitsinjovana ny fanaovana raharaha ao an-tokantrano :)
19. isrine ( 13/02/2006 15:18)
maelys:marina ny anao. Ary ny lehilahy efa sendra ny mipetraka antrano dia tena mikolay mihitsy ny @ asa fanaon'ny vehivavy ao antrano io. Nefa inona no mba setrin'ireny asa be ataon'ny vehivavy ireny: mbola vono sy fandroahana raha sendra misy kely tsy vita.
Mba mieritrereta ihany ry lehilahy isany fa aza de tia tena!
Raha miady zo hitovy aminareo ny vehivavy de ihomehezanareo fotsiny.
Iza no tsy mahalala fa ny fiangarana atao ny vehivavy na samy mitovy diploma aza.
Mba rahoviana vao ho tsapanareo ny tsy rariny e?
20. fasaly ( 13/02/2006 15:25)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2236