Mimenomenona fa vozaka lava

21. booboo ( 13/02/2006 17:08)
soa fa tsy horrible ôtra reo mampitaraina an'i Isrine reo aby ny lehilahy lé ! :^):^)
22. fasaly ( 13/02/2006 18:27)
:°)
23. mignone ( 13/02/2006 19:17)
io dia araka ny fitondranao azy aminy voalohany ihany e ? rehefa manaiky ianao dia zay !
24. patrick2002 ( 13/02/2006 19:42)
marteau pour les hommes couteau pour les femmes,io ihany aloha ny anahy ny fomba mahomby sy maha tsara jerena ilay tokatrano eh!tsy asa fandrahoan-tsakafo sy fahadiovana ihany no mahatopkatrano ny tokatrano akory,tsy midika izany fa tsy manao ny lehilahy ,mandray aspirateur izy raha aty europe no mipetraka ,miborosy trano izy raha any dago,ao ny bricolage madinidinika ny entretien ny auto,manala tsetsina lavabo sy ny evier,simba indray ny laveuse ny secheuse tsy mandeha ny fer a repasser ,simba ny chasse d'eau,bloquer ny telephone misy virus ny ordinateur,asa miandry ny lehilahy daholo ry akama isany izany ,hitanareo fa ny main d'oeuvre aty lafo ,izaho mijoro fa lehilahy,rehefa misy panne rehetra ato antrano,electrique et mecanique,ka ianareo vehivavy,mahandro sakafo,no milaza fa tokony hifampizarana,ilay toe-tsaina mihintsy no tsy mety hoe,asam-boto ny fandrahoana sakafo no tsy lasa:-@
25. Herimiafina ( 13/02/2006 22:02)
isrine:

Mahagaga ahy, @ ankabobeny ny lehilahy de mitararaiana lava fa vizaka rehefa avy miasa. Fa moa ve tsy mba vizaka ny vehivavy na tsy mitaraina aza. Sa efa politikan'ny tsy te-hanao na inona na inona reehfa tonga ao antrano ilay izy.

Rehefa te hanao na niasa mafy tahaka ny inona aza tsy misy vizaka izany kah.

Fa rehefa te hanome fahafampô an'ilay sipa de aleo tsy vizaka no manao azy fa manjary diso fanantenana be le sipa avy eo raha bandy vizaka tsy te hanao no miaraka aminy e! hehehehe:-D:-D

26. Veloo ( 14/02/2006 01:20)
patrick a ka tsy tous les jours anie ireo en panne ireo eee...
vakio tsara ilay lazain'i xxx:roll: tsy fantatra na iza io fa tena marina mihitsy mila mahay mifanampy ny pivady indrindra moa fa misy ny ankizy... Heverinareo lehilahy fa mora2 mantsy ny asan'ny vavy an? efa natao ny recherche fa ny vavy no miasa mafy nohon'ny lahy.. averinareo fa mora2 mantsy zany oe mitaiza zaza ao an-trano zany sy ny sisa an ...ary tokony Honoren'nareo mihitsy ny vadinareo @ asa izay ataony ao an-trano...:wink:
27. patrick2002 ( 14/02/2006 02:37)
ory veloo ah! marina fa tsy tous les jours ireo fa izaho dia mahita zavatra atao foana ato antokatrano,na dia tsy mahandro sakafo aza,misoroka la neige eny antokotany,rehefa etélava indray ny bozaka,maka tondeuse a gazon,mila sasana ny fitaratra ,hikopaka tapis indray ,handao lokoina kely ny lakozia ,tsy mila vehivavy mihintsy izao hoe,mba ampio izao re manao anireo ah! ataoko ampitiavana:D:D,mi devisser indray ilay seza ato ,maneno ny fandriana ,fa misy ecrou tsy misery indray any.betsaka fa tsy votanisa eto ry veloo ah! raha te hahita indry tia tongava mivahiny ato an-tokatranoko asehoko azy:wink::wink:.amiko ny fandrahoan-tsakafo tsy tokony asa mandreraka mihintsy raha ataonao am-pitiavana,sahala ny mi-chat eto @ serasera am-pitiavana no hanaovako azy,dia tsy ankitaraina io ,tsy ankiantso vonjy,fa mandeha ho azy hoatry ny miborosy nify sy misasa any @ douche.ka lava ny resaka fa bon st valentin daholo eh!(l)(l):*:*:*
28. maelys ( 14/02/2006 06:00)
de misaotra an i patrick aloha am le fandava-tena eh fa saingy vitsy ne ny lhl toa anao eh
29. mamzelkely ( 14/02/2006 06:32)
za kosa alo ts we miaro fa ra lee olona miaraka amiko zay de azo lazaina fa izy de manao zvt bdb mits ao atrano izy no manao sakafo izy mnadio refa marary za na vizana be izy no mande metsena, presk izy no manao ny rht afatsy ny fampirima-trano izay atoko :°)
30. ari.malala ( 14/02/2006 10:17)
eny e, misy anie ny manao zavatra fa vitsy r'ikala e! ny ankabezany d tena tsy mandray ravin-dena fa d miandry tolorana fts!
31. mamzelkely ( 14/02/2006 12:11)
marina alo zay fa za de avelao eo ra vô mizesta ts mandray ravin-den zany :-D
32. Herimiafina ( 14/02/2006 15:15)
Averinareo fa moramora nagamba ny hakamoako an! Aleko kamo foana toy izay misa mafy any klé! hehehehehe=))=))
33. pissoa ( 14/02/2006 15:48)
Atolotra ho anareo rehetra rehetra ireo ity
http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=1034
:wink::-D:-D:-D
34. Herimiafina ( 14/02/2006 16:03)
Tena vao maika zah te hanao kamo be lavitra mihintsy ry ravakamalala an! hehehehe:-D:-D
35. fasaly ( 14/02/2006 16:15)
patrick ka zà zao sady marteau no couteau de ahoana!!!!!:roll: no mahay miakatra totohatra mamantsika mandoko sns...... koa ho vitan'ny vavy ve tsy ho vitan'ny lahy??????milay be ange lay bandy mahay nahandro e! hummmmm tena laniko ambakan'ny vatany kou avy eo raha lany ny sakafo:°)
36. fasaly ( 14/02/2006 16:19)
patrick: ok! zay zàç vao namaky ny voasoratry injy fa hay tena boricoleur be ny akama kou! milay ka! lay tsy manao n'inona mintsy ange no mandagninina ilay bandy misy boule ambany elika de tsy afaka manao inona:°):-*
37. fasaly ( 14/02/2006 16:22)
veloo : a! aleo akia ataotsika ihany ny sakafo fa sao tatran'ny laoka be sira vao ngeroika beuh eo a! diso fanantenaina tsika :-D:-*
38. fasaly ( 14/02/2006 16:24)
hery:-D:-D:-Dmahita lazaina foana an!
39. Veloo ( 14/02/2006 17:47)
patrick a avy aty ary jereko zany raha mahatanty hatram';ny farany enao an...:wink:
ilaina lesy ny mahay miaraka mifanampy a..:wink:

mamzel a iza aky zany devoué be njy zany e? :-D

fasaly a an3 misy tena mahay mahandro sakafo retsy a:wink: serieux e
40. patrick2002 ( 15/02/2006 02:22)
mamzelkely:

za kosa alo ts we miaro fa ra lee olona miaraka amiko zay de azo lazaina fa izy de manao zvt bdb mits ao atrano izy no manao sakafo izy mnadio refa marary za na vizana be izy no mande metsena, presk izy no manao ny rht afatsy ny fampirima-trano izay atoko :°)



sao dia ilay ry aza no ataon'ny olona any atsimo hoe lehilahy jombilo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3075