Mimenomenona fa vozaka lava

41. patrick2002 ( 15/02/2006 02:33)
Veloo:

patrick a avy aty ary jereko zany raha mahatanty hatram';ny farany enao an...:wink:
ilaina lesy ny mahay miaraka mifanampy a..:wink:

mamzel a iza aky zany devoué be njy zany e? :-D

fasaly a an3 misy tena mahay mahandro sakafo retsy a:wink: serieux e


tsy manda anie leitsy izaho ry veloo ah !ilaina ny mifanampy,gfa ny ankamaroan'ny sipa anie leitsy tena ilay asan_dakozia mihintsy no heritreretiny fa sahala ny mpiasa izy,mahandro sakafo ho an'ny vadiny eh! aiza ary ilay fitiavana @ izany:roll:,ilay fomba fitenenana mihintsy hoe boton-dakozia no tsy lasa,maninona anefa raha hoe sakaizan-dakozia,.
ary aoka hazava fa samy mapidi-bola fa mba jereo kosa anie ny ankabeazany asan'ny lehilahy aty andafy eh! tena le asa mitaky herim_batana daholo dia rehefa mitaraina reraka ve izay dia latsaina:-o:-o
42. fijo ( 15/02/2006 04:56)
mba mahazotoa moa ry sipa fa aza besafary an,drodraka anie zahay e
43. mamzelkely ( 15/02/2006 06:47)
veloo< iza ary ooo:wink: kôpy njy ka :-D

patrick< inn klou le jombilo ee:roll:
44. fasaly ( 15/02/2006 16:18)
:-D
45. Veloo ( 15/02/2006 20:39)
patrick a fa angaha tsisy asa birao ao an-dafy? aza manao ilay asa mavesatra e.
fijo a ny vavy anie hanambotra ny sakafo fona e adi-hevitra ny eto :P
mamzel a ilay minenomenona fona ve?
46. fijo ( 15/02/2006 21:43)
mamzely an,"jombilo "izany le bandy velomina sipa ireny.
47. patrick2002 ( 15/02/2006 22:59)
io noteneniny ra fijo io no atao hoe jombilo ry mamlzely ah! lehilahy velomina sipa ,ilay sipa indray no mikarama fa lery mikarakara,an'ny madama ,mahandro ,manasa lamba ,mitsena an'ny madama sns
48. patrick2002 ( 15/02/2006 23:33)
veloo ah! betsaka ny asa any @ birao aty ,fa hitanao tsara ny aty tonga @ ilay fitenenana hoe tsy misy anadahin-drenitsika aty7 ka tsy maintsy mampidi-bola hianao ,ary surtout isika aty amerique du Nord tsy dia misy loatra ny fiarovana ny zon'ny mpiasa tsy ohatry ny any europe ,dia azo horahina izay tian'ny mpampiasa anao,ary rehefa voaroaka ianao androany dia mitady izay hita aloha rahampîtso,tsy ankifidy na anasa maloto na be antitra aza:lol::lol:
49. mamzelkely ( 16/02/2006 07:48)
hay ve =)) an3 ka ts jombilo izy ka =))=))

50. Veloo ( 16/02/2006 20:09)
mamzel njy tsy mamaly ahy:roll:
patrick :^):^)
51. fijo ( 17/02/2006 21:49)
veloo ka kamo vavy no betsaka ko
52. patrick2002 ( 19/02/2006 00:23)
tsy misy manda ny fifanampiana eto ry zavavy isany an,fa samy manana ny specilité-ny io,izay ilay fifanampiana,ny mahatalanjona ny vehivavy mantsy,dia voa ilay toe-tsaina hoe ,tsy lasa ilay fandrahoan-tsakafo,tsy femme moderne ,tsy femme civilisée intsony izany,miosona any an-dakozia izany:roll::roll:ka alao ho zaraina @ lehilahy ny asan-dakozia,izaho angaha tsy manampy raha ohatra ka,mitana aspirateur,manasa douche ,manasa lakozia,sy automobile:evil::evil:
53. booboo ( 19/02/2006 10:25)
patrick2002 > hihihihi. compliquées lé vehivavy ô ?
54. mirana5 ( 21/02/2006 11:47)
:?::?::?:sa voadona tany ho any dia mimenomenona ny havako:-@:-@:-@:-@:-@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2254