barea U20: asaina ho any Brésil

1. jentilisa ( 11/02/2006 07:02)
Re araka ny filazana navoakan'ny FMF fa nasain-dry zareo breziliana handray anjara amin'ny fifaninana ara-panatanjahantena any aminy ny Barea U20. Izany fifaninanana izany dia hotontosaina amin'ny tapaky ny volana jolay any ho any amin'ity taona ity.
Dia manantena zavatra mahafinaritra mivoaka avy any ary izahay.
novalian'i Achia ny 21/02/2006 10:31
2. watafon ( 11/02/2006 08:49)
na ny maheno an'izany fotsiny ary d efa mahafinaritra e! asa anefa raha hanana ny hoenti-manana @zany isika e!
3. jentilisa ( 11/02/2006 13:10)
ny anaran'ny fifaninanana navoakan'ny midi androany sabotsy 11 dia BH cup, tsy haiko loatra ny fanalavana ny anarana! andininy faha-22 io hatao any io ary ireto avy no efa fantatra fa handray anjara amin'io: Corithians, Santos, Gremio, Boca Junior...mbola tsy nolazaina kosa ny solontena Eoropeana!
4. ravatorano ( 13/02/2006 05:41)
henjana dhl ny ekipa handray anjara amin io ary tsarovy fa efa maro ny pro any amindry zareo amin ireo taoana ireo.
Milay b isika raha mba mankany fa aiza ny sosy makatsy morisy sy la réubnion aza efa tena hanaovana hetsika goavana vao tafa !
Izay no tena olana sa tsizany ra watafon !
5. jentilisa ( 13/02/2006 07:25)
efa notenenina mihitsy hoe na ahoana na ahoana atao izay handehanana any e!
6. mandrindra ( 13/02/2006 09:36)
dingana iray lehibe ho an'ny kitra malagasy ny fandraisana anjara amain'io, ary manantena vokatsoa
7. Achia ( 21/02/2006 10:31)
Ataovy mahamay letsy ry omby gasy kely aza mijery ze fitafiny sy ny kitrony fa ny fahaizanao avoaka misaotra mialoha zandry kely isany a
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2488