"baby blues"
1. fasaly
(
11/02/2006 13:20)
hono ho aho e! toa betsaka , ny "majorités" ny vehivavy dia tratran'ny "baby blues" io foana aoriana ny fiterahana....izaho aloha mbola tsy niteraka mihintsy ka tsy fantako ilay izy!
afaka misy manazava ve nareo izay efa niteraka ka efa tratran'io hoe inona ny mahatonga ilay izy io, dia inona no zava-manjo rehefa tratrany dia inona ihany koa no mahafaka azy......?
afaka misy manazava ve nareo izay efa niteraka ka efa tratran'io hoe inona ny mahatonga ilay izy io, dia inona no zava-manjo rehefa tratrany dia inona ihany koa no mahafaka azy......?
novalian'i fasaly ny 18/02/2006 09:04
2. xxx
(
11/02/2006 14:35)
tsy aiko aloha ny tena definition fa raha ny fahafantarako ny nanjo ahy d izao, 2 ny zanako fa isaky ny miteraka za d tratra foana, ary tena tsy manao fananiana fa tena naturel an!, voateraka iny za d tsy mba emue b hotrany olona fa tonga d hafahafa b zany , d, hotrany tonga d mahatsapa we , vita hatreo zany ny fiainana, matahotra we sao d tsy vitako ty zaza!, tonga daholo ao anatiko ao daholo ny pbl rehetra zao , fa ny ahy t@ zanako voalohany , izy efa ho 6 mbolana vao afaka ny ahy satria narary b izy , zay vao fantako we tena tiako ilay zanako, za moa d niteny we sampona mihintsy , fa ny vadiko no nanampi ahy b kosa aloha
3. fasaly
(
11/02/2006 15:58)
otran'ny karazana "angoisse"na "déprime" ve zany lay izy sa hafa mihintsy e! dia nanadritra izay enibmolana" ny baby blues" zay de inona no zava-niseho, masika, malahelo, mitomany lava matahotra izany!!!!:cry:
4. sipagasy
(
11/02/2006 17:19)
tena io angoisse sy deprim io ilay izy ry fasaly annn, izany hoe misy koa ny sasany ohatran'ny hoe manenina @ ilay zanany, asa matahotra ny tsy ho tian'i rams intsony ohatra na ny tahakan'izany e! fa io anie dia ny saina ihany no mitondra azy e! mila matanja-tsaina ianao dia rava ho azy izany, satria fahasoavana ny azonao fa tsy fijaliana akory!!!! ilay fanekenao ny hoe nahavita oul ianao izany e!!!, manana andraikitra no tena zava-dehibe ary tsy tokony ialàna e!
Mahereza daholo e!, dia manaova mora izay ho avy eo hihi
Mahereza daholo e!, dia manaova mora izay ho avy eo hihi
7. majakely
(
12/02/2006 09:55)
baby blues dia dépressin post-natale ,,,,mi déprime zany refa avy niteraka iny ,,,tokony ho falifafy fa nahazo zazakely nefa ny sentiment tsy manaraka anizay ,,,, tsy hay tsony ee....tena mampijaly be,,,
8. isrine
(
12/02/2006 11:59)
Zany hoe tsy misy teny mahadika azy mazava zany io teny io @ teny gasy?
10. fasaly
(
12/02/2006 13:58)
ié! tsy de hay ny dikany am teny gasy izay no nanaovana azy anaty faingo roa miatona ka!:°)
de tsy maintsy tratran'io dooly zany ve ny vehivavy rehefa avy teraka zany:cry: ka marina raha haharaka ny fomba fitaizàna anlay zaza indrindra izy vao teraka sy indrindra vao zaza voalohany, mila fanampiana sociale zany raha ny fahazahaoako azy,
mila ny reny, na ny rahavavy na olon-kafa afaka mety hanampy?????

11. ari.malala
(
13/02/2006 11:24)
Tsy tadidiko intsony fa ny zanako voalohany efa 7 taona dia tsy tadidiko intsony... Fa rehefa tena eo aky ilay zaza ry fasaly vita foana a!
12. sipagasy
(
13/02/2006 16:53)
Raha aty frantsa aloha ianao ry fasaly dia misy ny PMI e! afaka tonga any an-trano koa ry zareo raha tianao izany, io ny nanampy ahy betsaka mihintsy taty aloha e!, ny havana izany samy sahirana raha ny fiainana aty no asiana resaka, sady izay koa anie ny asany e!
13. fasaly
(
13/02/2006 17:38)
sipagasy: ka tsy izaho lay izy fa misy cousine-ko vo teraka zay de tena tsy ao mintsy izy! nefa ny mamany aza efa nafarany trois mois taty, te hanampy azy aho fa zà kou tsy manana experience amlay izy kou!
niova be mintsy izy ary azo lazaina ho olona hafa mahintsy tsy ilay izy taloha.....:cry:
niova be mintsy izy ary azo lazaina ho olona hafa mahintsy tsy ilay izy taloha.....:cry:
14. Veloo
(
14/02/2006 01:26)
ari a ie mahavita tokoa aky rehefa tonga ilay zaza... any dago ny atmosphere tena afa mihitsy. Afa mihtsy ka....ny rivotra ihainana, ny ol manodidina, ny rehetra mihitsy eeeeee
fa raha aty tany lavitra injy tena afa mihitsy retsy a indrindra moa fa rehefa irery zany tsy misy manampy mihitsy tena lasa adala mifoa irery @ alina maheno an;ilay zaza mitomany fona ilay vady tsy eo hanampy akory satria macho, zany ny fiainana aty usa aloha e... ka ilaina mihitsy ny mpanampy mba tsy ampi-depressive an;ilay ramatoa kely voteraka

15. ari.malala
(
14/02/2006 10:24)
Hay ve any am-pita e! Mampalahelo izany mahazo ny vhv any zany :? Fa ami'nny lafiny inona no tian'i fasaly anampiana an'le ol nefa alo sao d mba misy azo ifanoroana ihany e
16. ravakamalala
(
14/02/2006 15:49)
raha ny ten aizy ny baby blues tokony tsy mihoatran ny 2 na 3 andro, fa mihoatra an izay efa zavatra hafa, lazain ny vazaha fa dépression mihitsy.
Miresaha aminy foana dia henoy ny fitarainany sy ny fitaintainany rehetra fa izay no tena ilainy. rehefa avy eo mipoitra ho azy eny foana ny intsinct maternel-ny dia mi roule io ma poule.:-*
Miresaha aminy foana dia henoy ny fitarainany sy ny fitaintainany rehetra fa izay no tena ilainy. rehefa avy eo mipoitra ho azy eny foana ny intsinct maternel-ny dia mi roule io ma poule.:-*
17. fasaly
(
14/02/2006 16:28)
veloo: sady lay zaza teraka aty andafy tonga de hoe zazakely vazà avy hatrany na gasy aza ny reniny fa tonga de tsy te hahalala fa hoe hanao otran'ny zazakely voazàha zà:^) mila n'itsy sy itsy
ari. marina zany lazain'i veloo: zany any dago kou bien entoruée be ny vehivavy terabao e! fa any aty anao io de ianao no te hiteraka de assumé-o de zay angamba no mahatonga lay baby blues mahatsiaro delaissé na very, tanteraka:cry:

18. fasaly
(
14/02/2006 16:32)
ari.malala, am lafin'ny rehetra ka! ohatra amin'ny organisation ny fotoanany, vis à vis anlay zaza
ny fomba hitaizàna azy mba tsy ho eny antsandrinao foana, satria eny antsandriny foana lay zaza de tsisy fotoana mintsy izy na hanaovana raharaha na ho azy aza e! taminizy vao teraka aza de misy fotoana izany hadinony hoe hay moa manana bebe izy, tsy ao mintsy ny lohany otran'ny goana be zany, mitomany am tsy antony sns.....

19. Veloo
(
14/02/2006 17:50)
fasaly :wink: ie marina zany
ari a loza aky aty a za mahita betsaka mihitsy..
Conseil ho an'ireo izay andeha aty an-dafy:
dia ataovy vonona tsara ny mamanareo/rahavavy etc... mba ho tonga hanampy anareo rehefa hiteraka. fa hijaly mihitsy ka:wink:

20. sipagasy
(
14/02/2006 18:04)
Veloo tena misaotra akia fa @ ity lalàna vaovao ity tena ho sarotra izany izao kouuuuu