FITIAVANA ,manolotra ve sa mandray ,sa inty sy nday

1. patrick2002 ( 11/02/2006 02:19)
hankalaza ny st valentin isika atsy ho atsy,mirenty ny sarina fo eran'ny mpivarotra,izany hoe mariky ny fitiavana ,dia lasa ny heritreritra manao hoe homeko an'iza ny foko,fo n'iza no homeny anahy sa ve hoe sady manome ny foko @ olon-tiako izaho no maka ny fony koa ,mba inona ny hevitrareo.
novalian'i dadabe ny 17/02/2006 03:21
2. akamatiana ( 11/02/2006 05:04)
'ty sy 'nday nenah :-D:-D
3. diamondra27 ( 11/02/2006 09:04)
patrick: (l)io ny ahy raha tianao e!de mbola +:*:*koa
4. fasaly ( 11/02/2006 09:09)
patrick: voalohany alou dia tsy ho vaotery ny saint valentin no hanome fo na haka ny fon'olona na hifanome fo ny roa tonta fa lay saint valentin ange mba karazana fankalazàna ny fitiavan'ny olona mifankatia rehetra e! ka raha efa lasan'olona ny fonao na nalain'olona ny fonao na koa efa nifanome fo nareo de raha tianareo ny hankalaza io andro iray io dia ataovy mahafinaritra be ny fankalazàna azy,
misy hono tsy tia mankalaza azy, fa maninona moa raha manalaza azy koa raha tena tiana ny hankalaza azy tsy misy maharatsy izany, otran'ny hoe fentin'ny maty ihany io ohatra 1er novmebre.....:wink:
5. valie ( 11/02/2006 18:49)
mazava oazy fa sady tokony manolotra no mandray!
manjary tsy tena fitiavanee! nefa samy manana ny azy, misy ny an'ny sasany par intérêt d mody manolotra nefa tsy tena izy, tsy miraharaha ze retour any. patrick2002 a, torohevitra tsara e, omeo anze ol tena tinao ny fonao e, nefa assureo fa io ol io d tena tia anao koa! d Bon st valentin e!!!
6. patrick2002 ( 11/02/2006 20:14)
:
akamatiana:

'ty sy 'nday nenah :-D:-D


ka eo indrindra no manahirana an'ilay fitiavana mantsy ry akama ah! manjary lasa marchandage ilay izy be loatra no natolotro hoy ny 1 nefa tsy arakarak'izay no miverina :roll:dia mitranga ny olana,=((,dia mifanasoketa:-@ dia tonga @ ilay hira hoe ny olon_tiana no manjary fahavalo:evil::evil:
7. Veloo ( 12/02/2006 01:00)
patrick a i mamanao ko anie izy e:wink: omeo azy ny rose mena:wink:
8. akamatiana ( 12/02/2006 05:21)
patrick ka refa tsy mifanaraka nge de rava wazy euuh!! ny olon-tina no lasa namana beuuh kou :wink:
9. patrick2002 ( 12/02/2006 07:58)
Veloo:

patrick a i mamanao ko anie izy e:wink: omeo azy ny rose mena:wink:

veloo misy karazany maro ny fitiavana ,ary fitiavana daholo izao rehetra izao,nisy pretra katolika izay namelabelatra an'izy io fa efa tsy tadidiko intsonyao ny agaper dia misy maromaro,ny any mama,fitiavana madio,hoy ny fitenenana azy ny an'ity st valentin ity,fitiavana izay miafara @ firaisana ara-nofo,mazava ny @ iny tsy afaka hiaraka @ sipanao ianao ka hiteny hoe tiko ianao fa ny antsika tsy misy an'izany firaisana ara-nofo izany,masindahy josefa ihany no nahavita @ izany t@ olombelona rehetra taty amboniny tany :P
10. dadabe ( 12/02/2006 11:26)
hummm zah tsy manana olotina kle ?

diamondra :-w:-w
11. diamondra27 ( 12/02/2006 11:33)
dadabe: eo ary raha mitady e!:(l)*
12. patrick2002 ( 12/02/2006 12:27)
diamondra27:

patrick: (l)io ny ahy raha tianao e!de mbola +:*:*koa


diamondra nomenao ahy ilay izy,fa tena nataonao solde be ka sao dia fitiavana ohatry ny entana vidina eny @ brocateur ka misaotra:P
13. diamondra27 ( 15/02/2006 17:35)
patrick: :-$ tsy solde 'zany io e!
taiza indray nno mbola nisy (l) vidina eny @ brocanteur? Tsy misy fisaorana e!

14. dadabe ( 17/02/2006 03:21)
:-w:-w:-w:-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1783