Ny Tantely.....
1. vale
(
11/02/2006 14:25)
manahona daholo ô!!! saika mba hanontany ange hoe inona avy kay ny soa azo avy amn'ny fihinanana tantely? dia sao de misy voka-dratsiny koa nefa..? mety mahasolo ny siramamy ve ny tantely (raha olona manao "régime"?) Misaotra manome hevitra eh!
novalian'i pavy ny 11/04/2006 05:02
2. nani
(
11/02/2006 15:02)
ny fantatro aloha dia manadio tarehy ni tantely eeee , manala ilay tasy ireny izy , ahosotra amin tarehy de avela milona elaela keli eo ,
5. mbositra
(
11/02/2006 17:56)
Voa-janahary tsy mila fanamboarana loatra dia azo ampiasaina. TAntely sy voasary makirana sy tôka kely dia mampitony kohoka
6. Fiffi
(
11/02/2006 19:14)
be dia be ny karazana tantely @ izao fotoana izao , anjaranao no mifidy izay tsirony sy fofony na hoe avy @ inona ity tantely ity fa tsara daholo kosa aloha eh! indrindra rehefa ririnina iny dia misotro dité , asiana voasary makirana kely iny , dia tantely, ny "regime" indray aloha , aleo lavitra minana tantely toy izay siramamy eh! kely dia kely calorie io manko
7. vale
(
11/02/2006 19:25)
Mety tsy hatahorana hisy fahabangana ve nefa ny "besoin" @siramamy ny vatana raha soloina tantely daholo ny siramamy ohatra?dia misaotra betsaka koa ny @torohevitra an, fa halalana zavatra tokoa eh!!!!
8. Veloo
(
12/02/2006 00:05)
Ny tantely dia tsara dia tsara tokoa fa tsy dia azo ampiasaina fona azony mahery. Ary rehefa von'ny gripa sy sery dia ilaina tokoa ny tantely (manana antiseptique) ny vosary makirana (manana vitamine C) tena efficace mihitsy..:wink:
9. vale
(
12/02/2006 12:09)
veloo: merci kakia à, hay ve manana antiseptique ny tantely!mmmmmmmm! melsii veloo!
10. isrine
(
12/02/2006 12:34)
tantely 1 sotrokely vao mifoha: pansement ho an'ny vavony ho an'ireo izay marary vavony.
12. tafita
(
12/02/2006 19:51)
Raha olona voan'ny aretin-tsiramamy dia tsy maninona na dia mihinana tantely . Nefa raha vao mihinanan siramamy dia miakatra be ny diabeta.
Sady vitamine no sakafo fa tsy hadalan'ny dadabe anie ny miompy tantely e
Sady vitamine no sakafo fa tsy hadalan'ny dadabe anie ny miompy tantely e
14. watafon
(
13/02/2006 04:37)
vale, vokatsoa ihany aloha no henoko hatramin'izao e! ary mahasolo tanteraka ny siramamy izy satria natoraly ary ny olona diabetika d afaka mihinana azy tsara mihitsy ! ankoatran'ny toetra antiseptique d mahatsara ny toepahasalamana @ ankapobeny mihitsy ny fihinanana tantely isan'andro.
raha misy fivontosana ohatra ny faritra avy notsindomina d hosorana tantely d afaka
afangaro @ dibera sy voasary makirana izy d mahaafaka feo farina sy kohaka !
raha misy fivontosana ohatra ny faritra avy notsindomina d hosorana tantely d afaka
afangaro @ dibera sy voasary makirana izy d mahaafaka feo farina sy kohaka !
15. toubib
(
13/02/2006 12:10)
Fa tandremo fa misy dia misy ny tsy mahazaka azy io. Ny tenanay ohatra.
16. vale
(
13/02/2006 14:34)
mmmmm!micii daôly an!:wink: io voalazan'i watafon io mintsy le tena tiko fantatra!melsi ôôô!:wink::-*
17. vale
(
13/02/2006 14:36)
tafita:
Raha olona voan'ny aretin-tsiramamy dia tsy maninona na dia mihinana tantely . Nefa raha vao mihinanan siramamy dia miakatra be ny diabeta.
Sady vitamine no sakafo fa tsy hadalan'ny dadabe anie ny miompy tantely e
tafita: njy koa akia mampiome an!:-D miciii e!
18. Veloo
(
13/02/2006 20:28)
toubib a ie marina zany,
ary raha mihinana betsaka an'io dia inn ny aretina azo kay?
ary raha mihinana betsaka an'io dia inn ny aretina azo kay?
19. Herimiafina
(
13/02/2006 21:55)
vale:
manahona daholo ô!!! saika mba hanontany ange hoe inona avy kay ny soa azo avy amn'ny fihinanana tantely? dia sao de misy voka-dratsiny koa nefa..? mety mahasolo ny siramamy ve ny tantely (raha olona manao "régime"?) Misaotra manome hevitra eh!
Ny tantely dia mitovy endrika amin'ny siramamy ihany saingy ny mahasamy hafa azy amin'ny siramamy dia énergétique kokoa satria tsy mitambatra ny Glucose C6 sy ny Fructose C5 ao anatiny.
Raha manao regime dia tsara fantatra fa ny glucose no ilain'ny vatana avadiny ho lasa tavy, izany hoe mitovy amin'ny siramamy ihany ny tantely satria misy glucose.