Ny Tantely.....
21. Veloo
(
14/02/2006 15:38)
wata a nareo zany tsy misy mamaly ny fanontaniako :(
ie marina mihitsy zany so ihany aloha fa mbola tsy kofona za ka :-D:-D:-D
ie marina mihitsy zany so ihany aloha fa mbola tsy kofona za ka :-D:-D:-D
22. pitchou
(
15/02/2006 01:21)
zà klou d tsy haiko fa tsy d tia tantely zà e!
fa ny tantely koa ampiasaina rehefa manao sauna! satria mitaiza ny manatsara ny hoditra izy io
fa ny tantely koa ampiasaina rehefa manao sauna! satria mitaiza ny manatsara ny hoditra izy io
24. watafon
(
15/02/2006 05:03)
veloo, raha b loatra kosa (ohatra ny zavatra rehetra) d mankarary ihany k ! mety hanome infections urinaires !!
26. vale
(
15/02/2006 15:26)
Herimiafina: :? dia betsaka ve ny glucose anatin'ny tantely? ohatran' ny @ siramamy ihany ve?:?
27. vale
(
15/02/2006 15:27)
watafon:
veloo, raha b loatra kosa (ohatra ny zavatra rehetra) d mankarary ihany k ! mety hanome infections urinaires !!
mmmmm! miciii wata!:wink:
28. pitchou
(
15/02/2006 17:21)
wata> ambarako fa antsieptika koa ny tantely!:?
vale> d ampiasaina koa ny tantely rehefa manamboatra tsa tsiou
vale> d ampiasaina koa ny tantely rehefa manamboatra tsa tsiou
29. fijo
(
16/02/2006 04:47)
ngah pitchou misona?????le sauna io an.
le tantely koa ry zalahy milay an,.le tantely film io an.
fa ny tantely koa misy ratsy ka.le praiministra taloha indray ity.
le tantely koa ry zalahy milay an,.le tantely film io an.
fa ny tantely koa misy ratsy ka.le praiministra taloha indray ity.
30. watafon
(
16/02/2006 05:29)
fijo !=))=))=)) efa hanomboka hiova indray izy zany an !
vale, manana toetra antiseptika izy fa tsy antibiotika !!:wink:
vale, manana toetra antiseptika izy fa tsy antibiotika !!:wink:
31. pitchou
(
16/02/2006 17:42)
fijo> tsy sahy intsony aho lesy fa mitranga lava be ny lelako refa misôna! fa taloha zà nahavatra mintsy!
wata> manomboka ho en forme ndray nedala d mivaralila e!
wata> manomboka ho en forme ndray nedala d mivaralila e!
34. watafon
(
17/02/2006 10:21)
pitchou, zay no maha fijo an'i fijo k !:wink:
veloo, heveriko fa tsy hainjy ndray ny dikan'ilay oe mivaralila !:-*
veloo, heveriko fa tsy hainjy ndray ny dikan'ilay oe mivaralila !:-*
35. Veloo
(
17/02/2006 17:11)
pitchou a :-D:-D:-D
wata a aiza kosa e:oops::oops: za mahay teny gasy ka :-D:-D:-D
wata a aiza kosa e:oops::oops: za mahay teny gasy ka :-D:-D:-D
36. fijo
(
17/02/2006 19:52)
veloo inona kay ny dikan'ny "gasy" amin'ny teny gasy????ho ho ho
wata sy pichou,ka samy hiresaka tantely ko.nga nisynilaza hoe ny tantely fihinana ihany no atao resaka eto,fa dia mba nalefako daholo izay tantely malaza e
wata sy pichou,ka samy hiresaka tantely ko.nga nisynilaza hoe ny tantely fihinana ihany no atao resaka eto,fa dia mba nalefako daholo izay tantely malaza e
37. watafon
(
18/02/2006 05:00)
fijo, tsy azo lavina mihitsy ny voalazan'ise ! nenà ndray le kakerin'ny tantely no tsy zakako !:wink:
38. vale
(
18/02/2006 22:34)
pitchou:
wata> ambarako fa antsieptika koa ny tantely!:?
vale> d ampiasaina koa ny tantely rehefa manamboatra tsa tsiou
pitchou: inn akia le tsa tsiou? miciii :-*
39. Veloo
(
19/02/2006 23:34)
o ry fijo be a gasy gasy @ teny gasy:P
wata ko manaraka zay tenin'i fijo fotsiny...:^)
wata ko manaraka zay tenin'i fijo fotsiny...:^)
40. toubib
(
20/02/2006 06:00)
Ny ahy aloha dia sady manao tandimerina be no manao "colique" koa avy eo, fa tsy mivalana klou na d zany aza. Ny hoe kofona tantely dia mety hampiraikitra fotoana fohy ny ao am faran-tenda ao na ny "pharynx" dia mety ho sempotra na mahafaty tampoka toy ny olona sondr(ovaka rehetra na avy amin'ny inona io na avy amin'ny inona.
