Ny Tantely.....
83. pitchou
(
04/03/2006 01:07)
:-D:-D:-D:-D:-D
d mataoatsa be ngah fijo we laniny dôly ny kankana saika hanjonoan'i fijo tsounjo?
d mataoatsa be ngah fijo we laniny dôly ny kankana saika hanjonoan'i fijo tsounjo?
84. watafon
(
04/03/2006 16:53)
pitchou, zany angamba, rah tsy oe kankana saika hoanin'i fijo kou !!:-D:-D:-D
86. pitchou
(
05/03/2006 00:21)
wata> :-D:-D:-D:-D:-D iza tokou lesy no mahita fa mety zany no nankarary an'lery teo? nanao indigestion na kankana na tsy nosasany tsara le kankana?
88. watafon
(
05/03/2006 16:35)
pitchou! andraso anontaniana tsara ary izy sy veloo oe iza marina no nihinana le kankana teo e?
90. pitchou
(
05/03/2006 20:15)
:-D:-D:-D:-D
wata> ka rehefa tsy vello zany d i le fijo! vôtivôty ndray ngamba lery d mody tsy nipoitra :-D:-D:-D
wata> ka rehefa tsy vello zany d i le fijo! vôtivôty ndray ngamba lery d mody tsy nipoitra :-D:-D:-D
92. watafon
(
06/03/2006 19:00)
vôtivôty ??? tsy haiko ny dikan'io ! sa hain'i veloo v sanatria ? :-D:-D:-D:-D
93. Veloo
(
07/03/2006 17:33)
wata a eeeeeeeee njy ary retsy tsy mahay an'io ka izaho ndray ve no ahay? :-D:-D:-D
96. fijo
(
09/03/2006 21:16)
wata sy veloo,"voty voty "izany teny avy any mahajanga,waina hoy ny ao tana,
fa tsy za no nihinana azy ka,sura mihintsy aho fa veloo matoa izy nanao beurkkk teo ambony teo
fa tsy za no nihinana azy ka,sura mihintsy aho fa veloo matoa izy nanao beurkkk teo ambony teo
100. watafon
(
11/03/2006 14:16)
veloo, divay no dikany @ teny gasy :-D:-D:-D sa diso v? fa tsy haiko tkou ny manazava azy an'io an ! mangasiasy menatra angamba e!