Ny Tantely.....
106. Veloo
(
16/03/2006 17:57)
wata a serieux ve zany? teny gasy ve io sa mot de la rue?
fijo ko tsssssss ny dikan'ny fijo ve? :-w:-w zay vo zay fantatro fijo=bejofo
fijo ko tsssssss ny dikan'ny fijo ve? :-w:-w zay vo zay fantatro fijo=bejofo
107. watafon
(
16/03/2006 18:12)
veloo, teny frantsay lesy io an : polyglote !! d nagasiako fa zany no dikany k ! tena serieux b mitsy !!!
108. fijo
(
16/03/2006 20:05)
veloo an bejofo izany =be vovoka.
jofo =vovoka.
fa ny fijo =fika
be fijo =be fika(le fika eto tetika fa tsy le zavatra an)
jofo =vovoka.
fa ny fijo =fika
be fijo =be fika(le fika eto tetika fa tsy le zavatra an)
112. pitchou
(
20/03/2006 10:13)
ary tena i wata zao no nieritreritra fika hafa teo!!!! :-D:-D:-D:-D:-D
115. watafon
(
21/03/2006 18:38)
ary nareo roa vavy ary no tsy laitra kou ! tonga d manao tamba-be avy hatrany ! jereo ange e! :-D:-D
117. pitchou
(
22/03/2006 17:03)
:-D:-D:-D:-D:-D aiza kou?
nareo 2lahy otran'ireny siamois ireny! vao kasihina ny 1 d tamy ny 1!
nareo 2lahy otran'ireny siamois ireny! vao kasihina ny 1 d tamy ny 1!
119. fijo
(
22/03/2006 21:23)
pitchou an,sia maninona toi?????aza be resaka eo e,rehefa voky de matory aloha