JO Hiver

1. saho ( 11/02/2006 14:08)
SLT Daholo,
ahoana indray ianareo @ fandraisan'ny Malagasy antsoina hoe Razanakolona ity JO Hiver ao Turin (Italy) ity...dia inona no special sport ataony?

Athletic ve sa ahoana...tsy maharaka ny equipe allemand aloha hatr@ izao...faly aho raha mba mahazo medaille volamena koa ny malagasy toa ahy...

Faly be aho fa misy malagasy mandray anjara...

Mahitahita mihitsy anie ra-Razanakolona izany
Mba lazao ny momba2 azy izay rehetra mahafantatra ny momba azy e!!

Misaotra mialoha
novalian'i jentilisa ny 20/02/2006 13:17
2. hery ( 11/02/2006 14:30)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m43ed0ddd9cf86

3. Veloo ( 12/02/2006 02:06)
nahazo volamane ko nga njy? satria njy miteny oe toa ahy???? ka inn no sport nahazon-njy azy?:wink:
4. Ralay ( 13/02/2006 01:18)
veloo: nividianan\'ny ramse chaine en or misy medaly kosa izy fa ho avy ny St valentin e :lol: sady izay anie no mahaveloo azy fa velo no ataony e.:lol:
5. jentilisa ( 20/02/2006 13:17)
faha-43 izy tamin'ny slalom géant androany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4679