Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ryeh0205, milahatra araka ny daty
ryeh0205
(
06/02/2006 13:59)
Mitady Tondrom-peo
Mba hisaorana mialoha izay mety manana ny tondrom-peon'ny hiran'i Telofangady hoe GASIKARA.
Aiza koa no site mety ahazahoana mitelecharger an'io hira io?
Manoroka.
Veloma....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/02/2006 05:08
