tiko Vohidiala: fa nisy inona?
1. jentilisa
(
06/02/2006 13:41)
Be ny resaka mifamahofaho fa ny hany mazava dia hoe nahatsiaro voafitaka ireo tanora avy any Ambositra niasa tany tany Vohidiala. Tsy mampino amin'izao fifidianana mihamanakaiky izao. Misy ny milaza hoe 2000 Ar lasa 39 Ar! misy manao hoe voatazona ihany ilay 2000 Ar isan'andro fa ilay lazaina ho miantoka sakafo amboniny no tsy notanterahan'ny tiko.
Sa fanalam-baraka fotsiny ve? Manahirana satria nisinisy ihany ny gazety namoaka azy. Ny mahavariana koa dia ny isan'ny olana nolazaina fa nody. Misy ny milaza fa 8 taorian'ny 10, misy milaza ho 53 izay be loatra raha miohatra amin'ny voalohany.
Fa ho resaka politika aloha no hiafarany e!

novalian'i fijo ny 15/02/2006 21:05
4. jentilisa
(
08/02/2006 07:41)
resaka mandeha be eto amin'ny tanĂ na izany!
Ilay izy hoe dia nambakain'ny tiko hoe ry zareo izay nanolo-tena hiasa any Vohidiala. Avy any Ambositra ireo olona ireo. Dia niezaka ny hody handeha an-tongotra avy eo. Tsy nanaja ny nifanarahana toy ny miantoka sakafo ankoatra ny karama 2000Ar raisina isambola hoe ry zareo.
moa ve tsy tahaka ny manimba tena ny prezida raha marina izany! tsy nisy manko ny valin-kafatra mazava hatramin'izao nefa ny anakamaroan'ny gazety efa namoaka azy avokoa. izay ilay izy e!

5. fijo
(
08/02/2006 20:55)
hay?ka le vaovao ve nefa marimpototra sa ahoana,fa toa tsy mampino ahy ,raha izao ankatoky ny fifidianana izao no sahy hanao izany ny tiko.
6. Ragadona
(
08/02/2006 23:07)
Ataoko fa marina io na dia mety hoe misy itarina kely, ka izay no mahatonga ny tiko maka fotoana tsara vao mamaly mba hahitana fanazavana haharesy lahatra
7. eprom
(
09/02/2006 04:28)
Ankoatry ny olana @ ireo mpiasa ireo de heveriko fa besaka no tokony hazavain'ny fanjakana momba ity raharaha ity. Marina fa ampiharina ny 3P, fa izany ve de midika fa ny fanjakana de miasa ho an'ny orinasa iray? mpiasam-panjakana sy sampan-draharaham-panjakana mantsy no nampiandraiketina ny asa tao, hatramin'ny fanamboarana ilay silo ngeza be.
8. jentilisa
(
09/02/2006 05:43)
gazety ihany o nakako ireo an! tokony tamy amin'ny hoy ny gazety angamba izy no nivoaka!
10. jentilisa
(
11/02/2006 07:08)
ka rehefa tsy misy vola itabatabana amin'ny radio moa afaka ny haninona?
11. xxx
(
12/02/2006 23:17)
Tokony hisy feon-dakolosy roa izay vao afaka manao analyse sy conclusion! raha tsy izany dia lasa subjectif le zavatra