fomba fanisana Beloty
1. gasyjean
(
04/02/2006 16:54)
Manahona daholo! sao dia mba misy afaka manoro ahy ny fomba fanisana(touteA sy sansA )kay fa tena tsy tadidiko intsony,raha mba misy mahay azafady dia mba alefaso amin'ity adiresy ity misaotra dia ny mialoha, raha misy afaka manome ny fanisana ny (Pique..........trefle) koa aza tsy maninona mihintsy fa vao maika tsara.Misaotra betsaka.
novalian'i booboo ny 03/04/2006 13:38
2. lapino
(
04/02/2006 20:59)
Ireto daholo ny sandan'ny karatra:
Atouts:
J 20
9 14
As 11
10 10
K 4
Q 3
8 0
7 0
Tsy atouts:
As 11
10 10
K 4
Q 3
J 2
9 0
8 0
7 0
Dia rehefa manisa beloty dia atambatra ny sandan'ny karatra rehetra ao anatin'ireo plis, dia zaraina 10 ary boriboriana amin'izay isa akaiky azy indrindra.
Dia arakaraka ny jeu am'zay:
Tout A: Atouts daholo izy rehetra
Sans A: Tsy misy atout izy rehetra
Couleur: Ilay couleur lalaovina Atouts, ny ankoatra an'izay tsy atouts (na amin'ny filalaovana io na amin'ny fanisana)
Ny fanisana Sans A miavaka kely: rehefa avy isaina tsotra ohatra ny rehetra dia ampitomboina 2. Matetika anefa tsy an-kiaritra Sans A, dia isaina ohatra ny contré, ka izay ambony fotsiny no mahazo ny isa rehetra.
Rehefa bonne ny jeu dia mizara ny isa, ary izay niantso tsy maintsy mahazo mihoatra noho ny antsasaky ny fitambaran'ny isa. Raha tsy mahazo an'izay izy dia lasan'ny adversera ny isa rehetra. Amin'ny lalao tsy azo iaretana (trèfle na Sans A) no tsy mihatra io, fa lasa ohatra ny contré.
Raha contré indray, dia izay ambony fotsiny no mahazo ny isa rehetra. Ary ampitomboina roa izy am'zay. Ny surcontré ampitomboina 4.
Dia ohatrohatra an'zay e! Tsy mazoto za hanoratra mail.

4. diamondra27
(
05/02/2006 06:39)
de Misy cartes sasany tsy mitovy les lettres
K=R= roi
Q=D=dame
J=V=valet
manaova jeux en ligne e! belote mi-contra @ olona erak'ITI
K=R= roi
Q=D=dame
J=V=valet
manaova jeux en ligne e! belote mi-contra @ olona erak'ITI
6. lapino
(
05/02/2006 08:38)
Tsy mpianatr'i Gal za ka! Tsy misy Gal tsinona tany Bira :)
Pissoa angah mpianatr'i Jul'F?
Pissoa angah mpianatr'i Jul'F?
9. pissoa
(
05/02/2006 09:26)
Koy, koy! Zah angaha niteny hoe izaho mpanao beloty tao amin'ny JulF :-w
Sady tsy maninona koa anie raha mpanao beloty aza e :lol:
Sady tsy maninona koa anie raha mpanao beloty aza e :lol:
12. lapino
(
05/02/2006 09:46)
Ka hoe sô de mba fantatro àry ity sipa ity. Kanefa ilay sipa fantatro tsy mahay tononkalo, dia ozizy ah hoe: :-w
13. pissoa
(
05/02/2006 09:52)
Hihihi - nefa ianao fantatro :wink: Dia mety izaho koa ilay fantatrao satria zah tsy mahay tononkalo.
15. diamondra27
(
05/02/2006 11:18)
omeo sopapa fa tsy maharaka 'za e!
8Of'angah tsy mahazo manao belote ny vhv?
:evil::evil::evil:
Sa misy dikany le oe: vhvmanao belote?
8Of'angah tsy mahazo manao belote ny vhv?
:evil::evil::evil:
Sa misy dikany le oe: vhvmanao belote?
19. lapino
(
05/02/2006 20:19)
belouh: Tsy teny am'lycée koa ka!
Pissoa: Fa indry no mahalasa saina ahy eo, f'iza indray e? :wink:
Pissoa: Fa indry no mahalasa saina ahy eo, f'iza indray e? :wink: