fomba fanisana Beloty

21. lapino ( 06/02/2006 07:08)
Hmmmm :wink:
22. pissoa ( 06/02/2006 07:08)
:-w:-w
23. lapino ( 06/02/2006 07:14)
Inona koa no mahalasa saina an'i pissoa eo? :roll:
24. pissoa ( 06/02/2006 07:17)
Enao kou! Iza indray e :roll:
25. hery ( 06/02/2006 07:35)
lapino sy pissoa he he he :-)
26. lapino ( 06/02/2006 13:19)
:oops::-w
27. booboo ( 06/02/2006 13:33)
re-he he he
28. pissoa ( 06/02/2006 13:40)
:oops::oops:
29. mbositra ( 16/02/2006 08:54)
Ahoana ry webmaisitra raha mba manamboatra kilalao belote en ligne ianareo?
30. hery ( 16/02/2006 09:07)
Ahoana no hanaovana an'izany??? :-)

misy matematisiana be mety afaka manamboatra ny base angamba dia tohanako fotsiny
31. onjah ( 21/02/2006 11:46)
Ary i Dadabe zany dia ilay Dadabe mpianatra tao @ Gallieni raha azoko tsara an, raha tsy diso aho sa tsy izany. Samy ancien-Gal tsika raha izany.

PS : Ny fanisana Belote ve dia mety ho hadino le ?:lol::lol:
32. kiadytsilaitra ( 03/04/2006 12:52)
Ka mifankafantatra ihany ve pissoa sy lapino sa ahoana e? :D Sa efa nifankahita tany amin'ny sisin'ny serasera fa tsy anki-teniteny? =)):*:-P
33. booboo ( 03/04/2006 13:38)
wéééééééééé, misy ampamoaka lé ! :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3337