Ampio zâ ry namana

1. LouAnne ( 04/02/2006 13:17)
kikou doly , mba ampio zâ ry namana fa mba tiko tsy m'foka sigara tsony Mama fâ rah mamaky an'ty izy de itany eo fa ratsy behuuuu m'foka sigara oulalala atovy sérieux beuhhh an! m'ci doly ::(
novalian'i Fiffi ny 28/03/2006 14:51
2. fasaly ( 04/02/2006 13:47)
tena sarotsa be aky ny miala am fahazanrandratsy io a! indrindra fa ny sigara tsy azo tsoahina aminy avy hatrany fa hanipazo resaka matetika momba ny sigara izy dia ny vokadratsiny zany sady amzao efa miha lafo no raràna ny mifoka io amin'ny teorana toy ny resto, anaty traina , avion birao de reseho lahatra izy e! tsy misy hafa tsy izay.....
3. nani ( 04/02/2006 15:21)
kikouu njiko
nji anie tsy faka manao innn fa tsy maintsy volonte an maman ihany ni hiala vao miala izy eee!! fa afaka miresaka amini fotsini inji wee tsy de tsara ni sigaga oh sns
de mazoto eee
4. Veloo ( 04/02/2006 23:41)
an3 ka misy,
- raha tiany marina ny olona manodidina azy
- ary raha tiany ny tsy harary sy ho voan'ny cancer na ny olona manodidina, na izy ko ary dia tokony hijanona izy...
- Ary ko raha te-ivelon'aina ela be izy dia tokony hijanona amin'io satria ny olona manodidina azy ho vohan'ny cancer alohan'izy...
- Mila volonte be no manala an;io,
- ampivo fivavahana koa..
- zaro misotro rano betsaka izy mba hanala ny toxine rehetra ao @ tenany ny olona manodidina azy ko dia tokony hanao an'izany...
- mila mijery dokotera ko izy mba hanampy azy hanala an;io rehefa tena tsy hainy ny manala azy irery...
injy ko afaka miteny azy am-pitiavana fa tsy mahatsara azy mihitsy ny sigara.
Dia mazoto an
za ko aty mivavaka anareo
5. vegas ( 05/02/2006 02:32)
Raha mbola hifoaka amizao izy defa bonne chance.
http://fr.encarta.msn.com/media_461530969/Poumons_canc%C3%A9reux_d'un_fumeur.html
6. akamatiana ( 05/02/2006 04:35)
LouAnne :-*:-* njy zanjy an!! Sarotra marina akia mila am mahazatra , miankina am Maman ihany io , n'iza iteny n'iza andrara , refa tsy sitrapony sy safidiny de mifoka ihany izy , kouny mou Maman o!! nefa nge ka ratsy l izy euuh!!:@
7. diamondra27 ( 05/02/2006 09:55)
:evil::evil::evil::@:@:@:@
8. fasaly ( 05/02/2006 10:23)
9. fasaly ( 05/02/2006 10:24)
:-P
10. LouAnne ( 05/02/2006 13:05)
efa itany maman doly reo zao an! de amzay izy tsy m'foka tsony , fâ zâ nie efa m'resaka am fona e! hoe tsy tsara m'foka sigara fâ zâ azany nahita vidéo bdb tam io de oulalalala ratsy beuhhh kâ io nie n'lazaiko anazy hoe ratsy m'foka e! amzay bdb n'foany tsina kô! :-*:-* zoky akamatiana :-*:-* doly kô de m'ci
11. tafita ( 05/02/2006 14:23)
Lazao azy hoe
Aleo ange hono misotro toaka toy izay sigara
fa tsoriko anao mazava tsara
12. fasaly ( 05/02/2006 16:52)
samy ratsy reo ka! raha azo eviter-na dooly de eviter-o aleo hividanana zavatra mahafinaritra hafa ny vola hantontona amin'ireo fa lafo ihany mantsy raha tena dinihina isambolana ny vola miala....:wink:
13. pissoa ( 05/02/2006 17:20)
Hita wa ry fasaly. Dia raha sorisorena dia aleo mivazo o^oo^oo^o fa aza mifoka izany fa tsssss
14. Fiffi ( 05/02/2006 17:24)
io ary ry maman fa aza avela hitaraina hatraty ny ankizy fa mba mialaha @ izay hono @ io sigara io e!
LouAnne : voaray tsara ny hafatra :*:*:*:*:*:*:*
15. fasaly ( 05/02/2006 17:27)
fiffi: ankafizo ny zanakao fa mitsinjo ny fahasalamn'ny reniny e!mahereza de bon courage
henoy ihany izy io e! elle a raison:wink:
:-*
16. vale ( 05/02/2006 20:49)
courage ho an'izay rehetra te hiala sigara e, fa tena tsy mahasalama io an!:wink::wink::wink:(l)
17. Fiffi ( 06/02/2006 05:27)
:-*:-*:-* daholo ary misaotra anareo rehetra koa.:)
18. Angie ( 06/02/2006 08:45)
:@Ny ahy koa aloha dia tena halako ny sigara e. Tsy raikitra mihintsy izany hoe hifoka sigara ao antranonay zany. Tsy mandray vahiny mihintsy an.
Tena lay olona tsy mifoka ange no marary aloha e.
Ny tena milay aty dia voatery mivoaka any antokontany ireo izay te hifoaka nefa frizy be any dia lasa mihena tsy fidiny ny sigara fohany :lol:

Tandremo ihany zay mbola tsy mifoka manandrakandrana fa vola dorana fotsiny io e
19. fasaly ( 06/02/2006 10:12)
:°)
20. ari.malala ( 06/02/2006 10:38)
raha aty Madagasikara dia misy ao @ homeopharma tambavy zay phyto tabacco angamba ny anarany raha tsy diso aho, tsy tena siora aho zany fa tsara manontany any e, fa na zanya za alo mila fandavan-tena be hoan'ilay olona te hiala io e! fa na hisotro an'io tambavy io aza nefa ifoka ihany dia tsy misy dikany... Fa tena marina ilay hoe ny tsy mifoka no marary sy mijaly alohan'ilay olona tena mifoka satria iainako ilay izy, ny ao antranonay mifoka daolo d za mijaly b :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1988