Ampio zâ ry namana

21. mamzelkely ( 06/02/2006 14:11)
mamanay ko afaka sigara fa ny nataony de zao ra eto mada njy ry louanne de misy centre zay ery analamahitsy aaa mpanao acuponcture ry zareo de misy vatokely zay atao am sofina de zay nno manampuy an le izy fa ts tadidiko le anaran le toerana fa efficace be le izy fa mamanay zao efa 2ans ts nifoka sigara tsony :wink:
22. Fiffi ( 06/02/2006 16:41)
mamzelkely: io indray aloha dia arakarakin'ny fihoana hiany , raha mino ianao hoe mety io dia mandaitra ilay izy , satria manko misy ny tsy mino ary milaza hoe fanjaitra kely tsindromina eo @ tena ve dia mandaitra io ? nefa aloha fantatra tsara fa ny ny tena hiany syny ao anatin'ny loha hiany no ahafaka an'io! Fahazaran-drasty koa manko ilay izy.:(
23. fasaly ( 06/02/2006 17:39)
sady fahazarandratsy no mandany vola,
eritrereto hoe mifoka 1 pqt par jour ohatra mahatratra manakaiky ny 100 euro par mois iny, izay ny ahy no jeriko voalohany de hoy aho hoe: an an an kosa e! misy zavatra mahasoa ankoatra ny manapotika ny fahasalamàna fa aleo hijanona:-*
24. Veloo ( 06/02/2006 19:36)
ie marina zany ry fasaly
25. Fiffi ( 07/02/2006 06:58)
fasaly , Veloo :-*
26. mamzelkely ( 07/02/2006 07:38)
Fiffi< nan ts arakaraka ny finoana zany io ka :) resaka nerf le izy fa ts finoana ka :)
27. Fiffi ( 07/02/2006 08:36)
zany ve ? fa rehefa tena dinihina kosa aloha dia ny saina hiany no mitonda an'io e!
28. watafon ( 07/02/2006 09:38)
mokon-doha ihany no ilaina refa te hiala sigara e ! za aloha tsy d miandany loatra amin'ireny karazana fanafody entina miala azy io e!
LouAnne , ampahafantaro an'i mama oe ireto avy ny voka-dratsy mety ho azo avy @ fifohana sigara d reseo lahatra izy e!
29. Veloo ( 07/02/2006 16:35)
wata zay mihitsy ka:wink:
30. hesham ( 07/02/2006 19:31)
Ilay sigara ange ry reto ka hain`ny mpifoka azy mihintsy hoe ratsy e, raha tsy izy ihany tsy afaka zany zany hoe mila misacre be mintsy vao tafala an`io . Aleo ihany misotro toka kle mba in11 ihany vo misotro fa tsy isaky ny adiny 1 .:(:(
31. Veloo ( 07/02/2006 19:42)
8O8O hesham
32. LouAnne ( 08/02/2006 16:21)
hainy maman io fâ ratsy kâ!
33. Veloo ( 08/02/2006 20:41)
LouAnne inn aky no ratsy?8O
34. poucie ( 09/02/2006 04:08)
salu akia! tena amahfaly ahy ny hamaly anjy sady @foko mano ntolo! tsotra fotsiny akia ! ataovy an'zao fotsiny Neny hoe: tena mbola tia be an'i neny oe zay zanakao , ka mba ajanony @zay io sigara io! fa manimba ny fahasalaman'i neny anie io é! ka hijaly eo zahya zanakao raha sanatria marary mafy eo i neny sady tsy hay koa izay hovokany! hainjy ihany angamba ny tiako lazaina!
ka tianay oe i neny! d anjaran'i neny sisa no mieritreritra raha tian'i neny izahay na tsia
bonne chance akia
35. fijo ( 09/02/2006 04:52)
izao atao e,isaky ny mahita ny sigarany ndry dia poteho moramora.fa leo izy ny farany
36. LouAnne ( 09/02/2006 15:28)
fijo , d'ac! zay azany atoko fâ efa itako kosany lô fâ efa tsy m'foka bdb tsony maman e!
poucie , m'ci :-*:-*:-*
37. navalh ( 09/03/2006 08:19)
tsotsa ny valin'zany kia , tonga dia potehina daholo ny siiigara hitanao rht de vite! sa ahoana hoy 'nareo
za alou tsa tia an'reny e!
38. Angie ( 09/03/2006 09:02)
Averiko ihany aza manaiky hifohan'ny olona sigara ao antrano zany fa mankarary zany refa tsy hita zay handresena lahatra azy dia au moins reseho lahatra izy mba tsy hanimba ny manodididna azy raha tianay ireo.
Dia ento ambavaka fa tsy misy tsy vitan'izany.
39. Fiffi ( 14/03/2006 05:19)
LouAnne: efa tsy mifoka intsony hono izy na dia mafy aza !
40. kikou ( 28/03/2006 14:34)
:?:sarotra ngé reto ny miala @io e! fa zay afaka aloha félicitation mintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6584