Efa nisy hatrizay izany ny gasy "HOMO"

1. vale ( 03/02/2006 18:04)
Lasa ny heritreritro mikasika ny olona Homo ireny e, ka mba manontany hoe efa nisy hatrizay ve izany ny Homo fa nanafina ny Ntaolo??? Ary naninona no nafenina nefa??? Misaotra e.
novalian'i fijo ny 08/02/2006 04:51
2. Vahinala ( 03/02/2006 18:41)
D asa aloha izay nataon'ny ntaolo fa samy tsisy nahita tsika ko ! Ny amzao fotoana kosa angamba efa tsy misy miafina zany tsony !
3. fasaly ( 03/02/2006 19:18)
vale bebenay alou tsa mbola niresakaholmo zany e! ka mety tsy nisy tamzany:wink::-D
4. Veloo ( 03/02/2006 19:39)
ny enoko t@ les anees 60 ireny hono dia efa nisy:wink:
5. vale ( 03/02/2006 19:40)
fasaly:hihihih:-D bebenay konko :-D
6. vale ( 03/02/2006 19:42)
veloo: :hay ve akia, fa tsy azoko naninona angaha no nafenina :roll::?:
7. fasaly ( 03/02/2006 19:46)
ka mbola nahamenatra ny tany amamoninaizy tam zany de miafina e!:x
8. vale ( 03/02/2006 20:11)
:-D in no matezitsa anjy fasaly? le zareo niafina ve...:wink::wink::wink:
9. fasaly ( 03/02/2006 20:26)
ié! kanefa zao nibaradaka ihany! efa tara lotsa tsy hay ny naman'i dadabe nay na efa tany na tsia:°)
10. vale ( 03/02/2006 20:33)
:°):°):°)
11. vale ( 03/02/2006 20:43)
Vahinala:

D asa aloha izay nataon'ny ntaolo fa samy tsisy nahita tsika ko ! Ny amzao fotoana kosa angamba efa tsy misy miafina zany tsony !
Ny lovan-tsofina kà, fa izaho toa mbola tsy naheno resaka HOMO izany resahan'ny olon-dehibe efa zokinjokiny ireny (raibe na renibe ohatra :()



12. patrick2002 ( 03/02/2006 22:03)
efa t@ andron'ny baiboly no nisy ny olona homo,efa nisy andininy tao @ baiboly ,hitako t@ revue kristianina itony ,fa tsy tsaroako ny andininy,
ka sahala ny orientation sexuelle rehetra dia fady ny miresaka azy,oh: ny position @ sex,sao gaga hianao fa efa ela no nisy ,hita izany @ peinture antique tany chine,sy inde ,fa fadina no miresaka azy.raha ny gasy indray no lazaina dia ,ny foko antandroy ,dia efa ela no mampiasa position hita izany @ sary sikotra mipetraka eny @ fasana any mahafaly.Fa ny 69 no mbola tsy fantatro hoe hjoviana no niantombohany:roll::roll::roll:
13. fijo ( 03/02/2006 22:04)
vale an,"alexandre le grand" niaina talohan'i rajesosy nefa izy homo.
efa nisy hatr'izay io,fa taloha tsy firesaka dia nafenina mafy.
14. lapino ( 03/02/2006 22:06)
Eny, ao amin'ny baiboly efa nisy ny homo tany Sodoma sy Gomora!
15. fijo ( 03/02/2006 22:09)
izay mantsy
16. pitchou ( 04/02/2006 00:28)
fa ny teto mada no mampisalasala hoe efa nisy v taloha sa tsia! raha misy voambolana filaza azy, (tsy we vaovao akory fa efa fiteny hatrizay) d azo antoka fa efa nisy
17. vale ( 04/02/2006 09:45)
8O hay ve, tena mbola tsy naheno manko za e:-D
tsy azoko hoe inona ny antony nanafenana azy io nefa ve tsy fiarahana normaly ohatry ny fiarahana rehetra ihany e?
18. danibe ( 04/02/2006 11:45)
diniho fotsiny ireny ankizy kely milalao ireny dia reny anie no miitatra rehefa mitombo vatana koa le zaza e, noho izany azo heverina ny fisian'ny homo hatr'izay na de tany mada aza. ny valin-teny toy ny @ izao fotoana izao kosa aloha tsy azo omena, izany hoe: proba ihany ny ahy fa tsy sur aho.
19. patrick2002 ( 04/02/2006 16:17)
vale:

8O hay ve, tena mbola tsy naheno manko za e:-D
tsy azoko hoe inona ny antony nanafenana azy io nefa ve tsy fiarahana normaly ohatry ny fiarahana rehetra ihany e?



tsy fiarahana normal kosa ny homo eh! aoka hazava ny resaka,fa kosa tsy tokony henjehana ,sy ailika izy ireo @ fiaraha-monina,satria safidy ny azy,ary tsy manakorontana ny fiainany hafa izy,aoka isika tsy hitora-bato azy ireo.
20. Veloo ( 04/02/2006 23:58)
lasa lavitra ny resakareo... NY GASY NO lazaina eto eeeeeeeee...
Efa nisy tokoa aky vale fa tsy dia betsaka otran'ny @ zao fotoana izao a.. no sady nafenina a...:wink::^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1664