Efa nisy hatrizay izany ny gasy "HOMO"

21. patrick2002 ( 05/02/2006 01:37)
veloo, izay nanafenana ,azy izay no tsy ahafantarana azy ,hoe betsaka sa kely,ny gasy homo taloha izaho ,mino fa efa betsaka,fa miafina ohatriny pamisavy izy ireny,tsy miseho ivelany.
22. diamondra27 ( 05/02/2006 07:10)
patrick:ny 69 ny niatombohany voalohany de efa hatrizay hatr@ Adam sy Eva satria rehefa niakatrakatra iny ny fofonaina ka niray ry zareo de ny vitesse de l'amour -ny 'zany nanomboka teo @ 50km à l'heure de nihanafana ny raharaha ary refa tonga teo @ 68 km à l'heure de niara- niteny izy mitsam hoe: sao de mande mafy loatra lahy isika zany fa aleo hanao demi- tour kely , de nanomboka teo le 69 (km à l(heure)!!!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*:wink:
23. diamondra27 ( 05/02/2006 07:11)
fofonaina= tebotebon'ny fo(l) (l) (l)
24. Veloo ( 05/02/2006 21:41)
8O zany ve? ry diamondra
patrick ie angamba e
25. maelys ( 06/02/2006 12:26)
danz ndray le 69km a lheure knou !!!!! 8O
fa tany ambanivohitray aloha efa hatr@ zay mbola kely no efa nahalalanay olona homo e : marianne no anarany! "vavilahy " no fiantson'ny olona azy fa tsy mbola hoe pédé na homo. Manetsa oh vhv izy, mitoto vary, manihika sns ...
Refa fety kerimesy de manao akanjo rebareba lavabe izy, de manao pômety sy manja maso.de mizesta be ery nefa ny feony tena feo dehilahy fa somary akeleziny.
26. vale ( 06/02/2006 15:20)
Hay ve, misaotra betsaka anareo rehetra t@ fanazavàna e:D :-*
27. Veloo ( 06/02/2006 19:51)
maelys a zany ve? 8O:-D:-D:-D za tsy mba nahafantatra:wink:
28. maelys ( 07/02/2006 06:09)
tena marina e ! tam zany zay mbola kely de tsy fantatray zany hoe homo sy pede zany!
zao lehibe zao zà vô tonga saina.
29. Veloo ( 07/02/2006 16:46)
:-D:-D:-D
30. hesham ( 07/02/2006 16:59)
hihihihihi , za koa saika hanonatny io fanontanina io efa ela be , volaza fona t@ mbola kely hoe sarimbavy fa everiko fa hoe mody vhv fa tsy haiko akory hoe kai tena manao firaisana tokoa hihihihihi.
31. Veloo ( 07/02/2006 19:53)
:-D:-D:-D:-D
32. petakorona ( 08/02/2006 00:18)
:roll:
33. fijo ( 08/02/2006 04:51)
efa nisy io tany mada,fa isika moa,tia manafina io,ka dia natao izay hanakomana azy mafy.soa fa niova ny toe tsaina
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1011