aona no fomba hisauverna dossier anaty net
1. dah
(
03/02/2006 16:58)
MIsy document be dia be ato amiko dia mba toroy hevitra za aoana no fomba hisauverko azy
novalian'i lapino ny 15/02/2006 13:19
2. Fiffi
(
03/02/2006 17:42)
dah: atao anaty disquette fotsiny de vita! de asiana titre isakin'ny disquette de mora hita rehefa misy anilaina azy.:)
3. hery
(
03/02/2006 19:31)
dah> anisan'ny azo itokisana sady gratos ny yahoo aloha hatramin'izao http://briefcase.yahoo.com (raha manana kaonty yahoo ianao)
20MB ihany anefa no fetrany (diskety 15)
20MB ihany anefa no fetrany (diskety 15)
4. lapino
(
03/02/2006 22:03)
Ary maninona moa raha atao pj amin'ny mail mihitsy e? 1Go amin'ny yahoo, 2Go amin'ny gmail. Misy rindrankajy hoe gmail drive ( http://www.viksoe.dk/code/gmail.htm ) ahafahana mikirakira amin'ny alalan'ny explorateur windows ny espace gmail ho ohatra ny kapila monté.
Ato koa misy bedebe mety ho azo isafidianana: http://gshare.info/
Ato koa misy bedebe mety ho azo isafidianana: http://gshare.info/
5. dah
(
08/02/2006 16:15)
mana compte yahoo za fa ny pb dia tsy mety afindra ao ilay izy ialy izy mantsy zavatra notelechargerko dia afindrako aminymailko
6. diamondra27
(
15/02/2006 12:19)
gmail no tena mahatazona be de be e!jereo any @ google
de mety atao CD-ROM koa raha tsy mety disquette ny matos e!
de mety atao CD-ROM koa raha tsy mety disquette ny matos e!
7. lapino
(
15/02/2006 13:19)
dah: tsy maintsy tapatapahana ho fichier 10Mo farafahakeliny le izy. Ireny rindrankajy famatrarana ireny mety anaovana an'zany, 7-zip ohatra gratos.
Dia avy eo alefa mail, fichier attaché tsirairay, dia izay!
Dia avy eo alefa mail, fichier attaché tsirairay, dia izay!