tena mbola misy tokoa ve ny matoatoa

1. ariel ( 03/02/2006 18:43)
nahita vaovao t@ gazety za dia hoe mbola misy h@ zao eto @tsika ny atao hoe matoatoa tena marina ve zany, miandry ny hevitrareo
novalian'i vahatra22 ny 08/05/2006 14:43
2. sonwin ( 03/02/2006 18:57)
tsy eto amintsika ihany fa manerana ny tany feno matoatoa
3. igagana ( 03/02/2006 19:28)
efa mba nahita ve ianareo
4. ariel ( 04/02/2006 16:58)
vao haingana indray nie hono no nisy matoatoa nisakana taxi tao dago e! olona vao maty vao nalevina dimy andro ngamba de mbola tsy lasa tsara ny fanahiny sa aona hozy nareo?
5. herihaga ( 08/02/2006 10:34)
ny matoatoa anie fanahy tsy lasa tsara any ankoatra e! na koa fanahy tsy te-hiala ety an-tany; tsy ho voatery ho ratsy na tsara foana anie e! sarotra ny hitany hoa mbola misy sa tsy misy fa za tsy mbola nahita o!
6. ariel ( 09/02/2006 10:19)
zaho koa nie ry herihaja mbola tsy nahita an'zany e! tsy maniry aho aloa e! fa toa nisy matoatoa mibahana lalana koa hono tao tanĂ  tao de voahitsakiny fiara de avy eo izy nanjavona mahagaga mihintsy zany fisehonjavatra zany a!
7. pissoa ( 09/02/2006 15:01)
Oudry - Ka tsy dinika efa mandeha eto ihany ve ito izany :roll:
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m43d76a86b42c4
8. vahatra22 ( 08/05/2006 14:43)
za lo mino na mbola tsy nahita ary e! fa refa matahotra d mivavaka ihany atao! ndrindra fa refa le mande maizimaizina iny na akaiky fasana! d tsy azo resadresahana andro alina ko izany fa manjary azo nofy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4889