Ny lehilahy sy ny aphrodisiaque

1. patrick2002 ( 04/02/2006 04:14)
Asa letsy ialahy isany na efa ny-propose-ny sipan'ialahy isany hoe mihinana aphrodisiaque na tsia fa, raha izaho dia efa sipa 2 mihintsy,no niteny ahy hoe ,mifoa hianao rongony @ izay matanjaka tsara:(:(,izaho anefa tsy te hanandrana anio,na inoninona,karazana aphrodisiaque ,tsy misy sahala,@ naturel ihany,ka ny hangalako toro-hevitra dia ,inona ny fiatraikanio,a long terme,ary toa hoe tamana mihintsy hono ny sipa rehefa ,mandridana hoatrany soavaly izay ianao8O8O8O
novalian'i lepouta ny 16/06/2006 09:58
2. fasaly ( 04/02/2006 07:29)
aza mbo manandrana io fa manjary isaky hanao l'amour enao de misaina hihiana rongony dia lasa fahazàrandratsy de am farany ny corp nao mintsy no mitady azy .....
marina fa efa naheno aho hoe midaina kely alou de tena lasa bete de sexe le sipa, fangah tsy afaka manao anzany am natioraly na normaly,
na ilay hoe mihinana huitre e! sakay sns..ireny aza toa resa-be fotsiny fa tsy effikay; fa tsy mhatoky ny tenanao ianao matoa mitady tosika eo amin'ny resaka fanaovana fitiavana io......
toy ny mihinana viagra ihany ohatra, de tsy natioraly de tsy mandry ny saiko raha izany kanou!:°)
3. Ralay ( 04/02/2006 07:46)
Ka mba manao nuit torida kely izy ry fasaly kou fa tsy hoe isanadro =)):b
4. vivi ( 04/02/2006 07:47)
ie, marina io teneniny fasaly io ,fa lasa za dratsy @ io resaka io ny farany ,fa ny lhl angaha mila anizany koa raha tsy efa mahazo taona reny , zao mbola tanora zao aza mba manandrana anireny, zany mihintsy,
5. fasaly ( 04/02/2006 07:51)
Ralay:

Ka mba manao nuit torida kely izy ry fasaly kou fa tsy hoe isanadro =)):b


kou zà afaka manao nuit toride am maha zà aho kanou! alefa am taioraly fa bonne beuuuuuuuuh!
6. fasaly ( 04/02/2006 07:52)
natioraly io re a!
7. diamondra27 ( 04/02/2006 09:00)
patrick: iny natanjaka be iny hono ve de mbola ampiana aphro njay, tena nympho kosa angamba le joba 2 zany kle. Aza manao an'izany fa raha tafiditra lalina eo ianao de tsy afaka intsony. Ny vokany: lasa tamàna , de lasa te- ho eo foana, de raha tsy mahita le midizina de lasa manao ny tsy fanao ohatra mi-deal, mangalatra, mivarotena, sns... de mety hahazo aretina @ findramana le seringue ;tena lasa mamba be tsy @ le joba tsony fa le :@:@ koa .
De sady mampalemy koa io refa à long terme= tsy manana libido intsony

miverena aty amiko e! :-D:-D:-D, kay niodina tany de tratrako ihany hum:twisted:
8. fasaly ( 04/02/2006 09:08)
patrick: tsy mandridana toy ny soavaly ny hitavan'ny sipa anao fa ny fahaizanao miangaly azy! raha brut be enao nefa tsy misy fy de tsy misy dikany ihany io, ka sao voafitaka ny daina ka hiridana loatra tsy tana de tsy mahatàna vehivavy ndray avy eo fa manjary mitsoka ny vehivavy:°)
9. patrick2002 ( 04/02/2006 15:59)
Ka ianareo vehivavy mihintsy hono anie ny tena mila an'ireny lehilahy viril ireny eh!efa misy revue izay novakiko,fa 75% ny vehivavy tsy afa-po @ vadiny @ resaka sex.Izany hoe tsymi-jouir izy,nefa ny an'ilay bandy efa salanitra:(:(:(
10. fasaly ( 04/02/2006 16:33)
ka lay tsy mi jouir ndray efa blem hafa mintsy nge e! fa tsy ilaina hihinanana daina zany na zavatsa hafa:wink:
aza manahy injy amzany an!:°)
11. Ralay ( 04/02/2006 16:59)
marina zany ry fasaly fa atao milamina ihany io de samy afapo daholo na ny lahy na ny vavy e:lol: ingahy miangaly dia ramatoa falifaly =))
12. fasaly ( 04/02/2006 17:16)
hihihi! zay mintsy ry ralay an! ary ralay zany tena mahafa-po raha izany an! tsy ho entina miridana zany fa mandeha milamina tsara de lauy matsiro kou tena mirindra tsara:wink:
13. zandrikely ( 04/02/2006 18:07)
marina zany fasaly a , tsy misy toy ny milamina e , hiridana ho aiza ko moa e
14. Veloo ( 05/02/2006 02:44)
15. diamondra27 ( 05/02/2006 07:01)
fasaly: miombokevitra aminjy 'za @iny

blème an'i le sipa iny fa tsy misy ifandraisany @patrick:-D:-D:-D, mety oe tsy te handefa fotsiny izy , na koa oe le circonstance no tsy tao : lieu heure.
Ny vhv nge hono refa hum de tena mila condition e! (ohatra oe, tsy mila maimaika, tsy @izy le miasa saina iny enao no mangataka, tsy @izy le reraka ihany koa, etc...)
16. fasaly ( 05/02/2006 07:05)
zandrukely: ié zay tonga ihany no harabaina an!:°)


io ndray velo sy ny grimasy:x


diamondra: ié tsy mila maika mahintsy, ny ahy manookana lay mandeha miadana ahazoana fy tsara no tena .......:P
17. Herytae ( 06/02/2006 08:25)
izay no tiann'i fasaly! fa misy sipa tena ilay brigadena mintsy no tiany, de gidragidraina beuuh! fa tsy mahazo tsirony hono izy rah'ts'izany! kôzy e! Misy ary sipa tsy mila prélude zany fa tonga de ampidiro ozizy @ zay henoko tsara! gravy an!
18. fasaly ( 06/02/2006 10:34)
ka mandeha miadana ange de rehefa miakatra amzay ny tena feeline de alefa rapide brut amzay e! miha miakatra ny fidoboky ny fo amin'niny dez mila maharaka kou ny rythme ny kotrana, otran'ny mamano sprot ihany io mila échauffemnt kalou fa raha tonga de kotrana be de tsy mety fa après ny échauffemnt de mandeha lmafy amzay ny rythelm rehetra fa eo amzay no makafy lay sport:wink:
19. patrick2002 ( 06/02/2006 18:10)
izany hoe mila manao echauffement izany fa sao dia voan'ny crampe:-D:-D
20. fasaly ( 06/02/2006 18:57)
tsy crampe ihany fa ny fiakaran'ny tosidrà de zay no mahatonga ny cardiak:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1385