ny vehivavy mince sy ny vehivavy glady

1. boubounezy ( 05/02/2006 12:40)
fanotaniana: ianareo vhv mince vé matsiaro fa tsy maintsy manja sy tena milay be fona @ maha mince anareo? ra zay no marina dé mba azavao azafady ndrindra tompoko. Dé ho any sipa glady inn mou ny mahasamihafa anareo @ vhv mince????:roll::roll::roll:=))=))=))=))=))
novalian'i xxx ny 18/02/2006 19:19
2. kally ( 05/02/2006 13:08)
Izaho aloha kelikely ihany saingy tsy nahatsiaro tena ho manja izany mihitsy e!Raha nahatsiaro manja mety mba nilatsaka ho miss farafahalikamatiny saingy tsy ratsy be kosa angamba, toa mba misy miherika amiko ihany manko:wink:
3. fiaritiana ( 05/02/2006 13:36)
zà aloha glady e!ny mahasamihafa amiko amin ny vhv mince v? en forme tsara ry zareo e! forme gitara dé tiako beuhhhhh!
4. dadabe ( 05/02/2006 13:55)
oujyy ato @ resadehilahy ve ity ry boubounezy , nefa resaka vehivavy ??ahona koa aza i boubounezy izany le
5. rnosy ( 05/02/2006 13:55)
za aloha atonony eh,sady tsy mince no gilady de tsy ihany hoe ahona :-D:-D:-D
6. valie ( 05/02/2006 15:15)
tsy voatery oe mince d manja ka! tsara forme ngamba no filazan'ny oul azy. za klouny tsy mince no tsy glady d haiko tsara lotsa n mamaly azy e!=))
7. fasaly ( 05/02/2006 16:06)
ny ahy ndray ny resaka mince sy glady dia izao, tsy resaka hoe manja be foana fa raha zà mintsy no glady de tsy mi sentir bien dans ma peau zany e! fa raha mince de azoko be ny aiko, fa je ne veux pas etre mince pour etre belle......misy glady fa belle sy jollie belle forme ka ça vaut rien dire aky bounezy a!
misy mince fa tsy misy jerena ary tsy azo lazaina fa ho jolie, ......:wink:
8. fasaly ( 05/02/2006 16:08)
fiaritiana:

zà aloha glady e!ny mahasamihafa amiko amin ny vhv mince v? en forme tsara ry zareo e! forme gitara dé tiako beuhhhhh!


fiaritiana : izany ve???misy vehivavy mince fa tsy misy forme, izay mince tsy orme gitara zany aky a!:wink: misy matosraka mahitsy otran'ny "clou"
kanefa misy ngeza tena tsara forme otran'ny forme guitare:wink:


9. akamatiana ( 05/02/2006 17:19)
fanotaniana: ianareo vhv mince vé matsiaro fa tsy maintsy manja sy tena milay be fona @ maha mince anareo? ra zay no marina dé mba azavao azafady ndrindra tompoko. Dé ho any sipa glady inn mou ny mahasamihafa anareo @ vhv mince????
:-w zah klou minceuuh beuuh eeuuh! fa tsy mahita anah manja zany zah , zah aza menatsa injainjay wee mince kely kou , nou zany tsy marina akia bounezy a!! :-*
10. Fiffi ( 05/02/2006 17:22)
ny ahy indray aloha dia na glady na mince aho , rehefa mahatsapa fa salama tsara aho dia tsy mivaky loha loatra , fa izany kosa aza dia mitandrina mba tsy ho lasa glady be kosa aloha e! ary raha mahia kely indray toa tsy ahazaka ririnina eo ko! :-D:-D
Fa raha hoe mince anie ka tsy midika velively hoe manja daholo e! ny tolakatsaka aloha dia tsy manja kosa e! :-D:-D:-D sa "clou" hoy fasaly :-D:-D:-D
11. Herimiafina ( 05/02/2006 17:25)
Ny ahy tiko daholo refa vehivavy fa saingy fotsiny à condition que manendrika azy ny paoziny, hehehe:-D:-D
12. fasaly ( 05/02/2006 17:36)
hery marina mintsy zay, ny fahaizanao manaome valeur ny vatanao ihany no mi compte, na mince enao na glady! fa raha ny tena tiko de lay vehivavy misy rondeur reny no tiko forme zany e!

fiffi: ié voalzanjy tsara aky a!
rehefa salama sy mahatsiaro à l'aise fotsiny de efa basy io fa ny matavy lotsa kalou tsy tsara ho an'ny fahasalamàna e!

akamatina: ngahhhhhh! ??????
13. akamatiana ( 05/02/2006 17:51)
fasaly mbo eh eeee!!:wink:
14. fasaly ( 05/02/2006 18:04)
mifalia aky rehefa mba gatée tam nature a! hihihi!
kozy e! sao hoe amalona lava be ve:lol::wink:
15. vale ( 05/02/2006 19:20)
ny ahy aloha dia ny tarehy ihany no tena jerevako oe tsara ve izany ola izany na lhl na vhv fa tsy hagladiny e, fa ny tsy tiko kosa alony le lhl be kibo ireny kà,hihihi
ny ahy indray raha ny vhv dia rehefa endrehina glady le sipa dia tsy mba hitako ko oe ratsy izany kà, fa io koa ange @ izao fotoana izao dradradradraina etsy avy eroa ny hoe mince nefa ny mahagaga dia ny olona saika glady doly, ka manjary manome halahelo sy aretina ho an'ny olona glady fotsiny ,talohabe tany nefa ny beauté @ vhv dia le glady ireny, ka izay indd no tiko itenenana fa tsy ny hangeza ny ola no maharatsy an'azy na tsia e :wink:
16. fasaly ( 05/02/2006 19:40)
zay indrindra aky vale a! tsy hoe rehefa ngeza de forcement ratsy de hoe mince forcement tsara fa na ngeza aza ka tsara d'efa tsara io zay! ny ahy ny tiko de lay misy fomre midongodongona misy azo raisna reny ihany, ohatra au niveau de fesse, sy izay hafa kou e!:°)
17. lapino ( 05/02/2006 20:25)
boubounezy:

fanotaniana: ianareo vhv mince vé matsiaro fa tsy maintsy manja sy tena milay be fona @ maha mince anareo? ra zay no marina dé mba azavao azafady ndrindra tompoko. Dé ho any sipa glady inn mou ny mahasamihafa anareo @ vhv mince????:roll::roll::roll:=))=))=))=))=))

Aza manao an'io fa kompleksééééé o^oo^o
:wink:8)
18. vegas ( 05/02/2006 20:50)
Midikiditra aty amin'ny vestiaire ny lehilahy anie nareo zany e.
Sa efa mila vanony tsotra izao?hihihii
Resadelahy no ato nefa vevavy no manontany ary vevavy no anontanina de zahay zany haninona fotsiny? lol
19. vale ( 05/02/2006 20:53)
vegas::P:P:P^:^:-D:-D:-D....ko nareo tsy hiresaka ve koooo!:-D:-D:-D
20. vale ( 05/02/2006 20:56)
fasaly:

zay indrindra aky vale a! tsy hoe rehefa ngeza de forcement ratsy de hoe mince forcement tsara fa na ngeza aza ka tsara d'efa tsara io zay! ny ahy ny tiko de lay misy fomre midongodongona misy azo raisna reny ihany, ohatra au niveau de fesse, sy izay hafa kou e!:°)
fasaly: ie tena marina akia nenjy aaa!:wink::wink::wink::wink:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2095