ny vehivavy mince sy ny vehivavy glady

41. dadabe ( 06/02/2006 13:22)
tena gaga tanteraka aho fa ato 2 resadehilahy nefa sipa daholo no mitafa ato :{:{
42. lapino ( 06/02/2006 13:25)
akamatiana:
:-D mahangeda doly veuuh zany kle!! ze mahangeda iany tikou:wink:

Manabontsina :)

43. fasaly ( 06/02/2006 14:13)
mamzel: ka reny midongona reny wa no tena tsara aminy aky a! njy kouuuuuuu! atao ahoana kou no vao mitsapa de taolampifiaka be! tonga de hoy enao hoe ho tapaka ity raha vao manao souplesy eo kanou!:wink:
44. vale ( 06/02/2006 15:06)
hoy i boubounezy: tsisy tsara otran'ny mince raha azo atao" ... marina mihintsy izany kà, fa izany koa anefa tsy midika oe rehefa glady rehetra dia ratsy daholo ko an!:wink::wink::wink:
45. fasaly ( 06/02/2006 15:14)
samy tsara dooly zany:°)
46. akamatiana ( 06/02/2006 15:30)
fasaly hihiih andongona reo fa tsy midongona lol :wink::-* njy

lapino ka mangeda fa tsy mampibotsina no tiko waaaaaa:wink:
47. fasaly ( 06/02/2006 15:36)
akama: nidongona fa tsy andongona akia a!:-D
48. akamatiana ( 06/02/2006 15:42)
:-D:-D:wink:
49. Fiffi ( 06/02/2006 16:29)
boubounezy a! tsy marina akia izany an! hoe rehefa mince de tsara daholo , izao fotsiny : rehefa hitandry fa salama tsara ndry dia io no tanjona. Ny hoe mince na glady , raha glady dia manao regime kely de sport kely dia mitandrina @ sakafo indrindra ny hena matavy , tandremo koa fa ireny mince ireny mora marary an! tsy "immunisé" ny tenany .:-D
50. lapino ( 06/02/2006 16:35)
Raha dia mince loatra koa ve tsy mitrakitraky taolana kle? :roll:

akamatiana: ka rehefa mibontsina ange dia mihangeza e! :wink:
51. akamatiana ( 06/02/2006 16:36)
lapino iee mitrakitraky mitsy, jereo zah mamenatsa , ra mibontsina zany nge de ipoka euuh!! zah mbola tsy te ipoka kle!!:wink::-D
52. dadabe ( 07/02/2006 05:07)
le inona aloha izany mibontsina sy mihangeza izany e:-w:-w
53. fasaly ( 07/02/2006 05:13)
lay airbag sy ilay entana ry bedada a!
54. mamzelkely ( 07/02/2006 06:42)
io re samy manana ny tiny aaa za zao je me sens bien dans ma peau de zay ny essentiel na ngeza za na kely marina eee misy cousine-ko zay zao mahia kely izy fa ts tiny mits fa te ho lebe izy, zokinay ko zao de maninry ny angezako mits :°)
55. boubounezy ( 07/02/2006 11:35)
fiffi njy an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

boubounezy a! tsy marina akia izany an! hoe rehefa mince de tsara daholo , izao fotsiny : rehefa hitandry fa salama tsara ndry dia io no tanjona. Ny hoe mince na glady , raha glady dia manao regime kely de sport kely dia mitandrina @ sakafo indrindra ny hena matavy , tandremo koa fa ireny mince ireny mora marary an! tsy "immunisé" ny tenany .:-D
[/quote]


56. boubounezy ( 07/02/2006 11:37)
dadabe ka i bounezy gé mety té hifampiresaka @ lhl kou e! tsy natao ho any vhv iany zany ka!;-)


oujyy ato @ resadehilahy ve ity ry boubounezy , nefa resaka vehivavy ??ahona koa aza i boubounezy izany le
[/quote]


57. boubounezy ( 07/02/2006 11:41)
rnosy zany antonony zany alou no itako fa tena tsara e! ra @ko manokana nefa ngamba tsy misy maharatsy ny sipa mahy trakitraky na sipa glady bé kou ra zay ny tiny zé ty azy e!:^):idea:


za aloha atonony eh,sady tsy mince no gilady de tsy ihany hoe ahona :-D:-D:-D
[/quote]


58. Fiffi ( 07/02/2006 14:27)
fa rehefa ho tonga kosa aloha ny vakansy de mba manao regime kely hanaovana le maillot e! :-D:-D
59. fasaly ( 07/02/2006 16:06)
fangah ny maillot ihany, ny jupe kely sy ny short ny petite robe tout et tout e!!!!!!!:°)
60. fijo ( 07/02/2006 21:43)
ny sipa koa anie ratsy raha le mahia kely ireny e.ireny le tsara tarehy tsy misy hena;
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2181