ny vehivavy mince sy ny vehivavy glady
22. Veloo
(
05/02/2006 21:31)
omeko ohatra fotsiny nareo aty betsaka ny kala glady tsara tarehy be ry zareo. fa raha voa mijery ny tenany dia tena simba ilay ahantsaratarehiny... Misy zavatra mba tiko ho lazaina @ vavy rehetra, ny tarehy tsara dia misy foana fa zao fotsiny tandremo re ry reto fa mora hidiran'ny aretina isika rehefa glady be, ny tena tsara dia ny antoniny tsy mozatra no tsy glady... avy eo ny tarehy tsara dia hita fona:wink: (conseil d'amie qui vous aime beaucoup no miteny)
23. fasaly
(
06/02/2006 05:54)
akamatiana:
otsanah klou te ho ngeda zah euuh!! :(
inona io dongdongon ao aloha sy aoriana io zandry kely a! hihiihi! homàna mismisy aza raha te ho ngeda e! chocolat gateau hena matavy ohatsa:wink::°)
25. akamatiana
(
06/02/2006 06:06)
aiza zany dongona zany! hihi kay zay le blem-ko, za tsy tia minankanina nefa maniry ho ngeda :(
30. akamatiana
(
06/02/2006 07:14)
:-D mahangeda doly veuuh zany kle!! ze mahangeda iany tikou:wink:
31. Herytae
(
06/02/2006 08:09)
ny mince dia tsy midika hoe mahia! raha mahia loatra kosa ianareo vhv tena ratsy kah! marina e! ny mince fotsiny matetika misy ho raisina ihany, toy ireny manequin ireny e! ny ngeza loatra koa nefa lou mahamonamonaina e!
32. boubounezy
(
06/02/2006 09:28)
inn kia zany midongodongona zany ry fasaly? zany hoe aiza lé partie tokony hisy azy ra @ sipa na mince na tsy? dé ra ny lhl dé aiza kou lé partie tokony hisy lé midongona :-D:-D:-D:-D:-D tsy misy otsany mince ra azo atao e!
zay indrindra aky vale a! tsy hoe rehefa ngeza de forcement ratsy de hoe mince forcement tsara fa na ngeza aza ka tsara d'efa tsara io zay! ny ahy ny tiko de lay misy fomre midongodongona misy azo raisna reny ihany, ohatra au niveau de fesse, sy izay hafa kou e!:°)
[/quote]
zay indrindra aky vale a! tsy hoe rehefa ngeza de forcement ratsy de hoe mince forcement tsara fa na ngeza aza ka tsara d'efa tsara io zay! ny ahy ny tiko de lay misy fomre midongodongona misy azo raisna reny ihany, ohatra au niveau de fesse, sy izay hafa kou e!:°)
[/quote]
33. boubounezy
(
06/02/2006 09:30)
akamatiana:
:-D mahangeda doly veuuh zany kle!! ze mahangeda iany tikou:wink:
aza mitady ho ngeda zany njy fa antonony iany no tena tsara
34. boubounezy
(
06/02/2006 09:31)
kally:
Izaho aloha kelikely ihany saingy tsy nahatsiaro tena ho manja izany mihitsy e!Raha nahatsiaro manja mety mba nilatsaka ho miss farafahalikamatiny saingy tsy ratsy be kosa angamba, toa mba misy miherika amiko ihany manko:wink:
njy alou ao tsar'e! :wink:
35. boubounezy
(
06/02/2006 09:33)
fiaritiana:
zà aloha glady e!ny mahasamihafa amiko amin ny vhv mince v? en forme tsara ry zareo e! forme gitara dé tiako beuhhhhh!
mba manaova régime aza njy ra te ho forme guitar e! tsampa mintsy njy fa tsy a l'aise @ vatanjy. nefa misy fomba maro betsaka zay afahana manomé valeur ny vatana glady ra salama tsara ny vatanao.;-)
36. fasaly
(
06/02/2006 10:29)
bounezy: ié afaka manome tsata valeur ny vatana na dia glady aza ka! afaka manao sexy ihany ohatra sns...
dia ilay midongina lazaiko de ny poitrine ohatra, ny fesse, ny hanche, otran'ny forme guitare reny e! mis azo raisindraisina reny....na poignet d'amour kely reny zay endroit mety ho sensuel rehetsa hummmmm! indry nge bonezy tsy hitako ho ratsy zany e! marina fa misy volume injy fa tsara tarehy no tsara forme mampite hanaikitra....:wink:
dia ilay midongina lazaiko de ny poitrine ohatra, ny fesse, ny hanche, otran'ny forme guitare reny e! mis azo raisindraisina reny....na poignet d'amour kely reny zay endroit mety ho sensuel rehetsa hummmmm! indry nge bonezy tsy hitako ho ratsy zany e! marina fa misy volume injy fa tsara tarehy no tsara forme mampite hanaikitra....:wink:
37. fasaly
(
06/02/2006 10:30)
akamatiana, fangah tsy hitako amilay sary profil io dongodongona aloha dongodongona ariana, kopy injy an! t'as tous ce qu'il faut hoy ny fiteny lol! hihihi:°)
38. mamzelkely
(
06/02/2006 11:21)
za klou glady ko eeee fa ôtran zany no hitiavan rams anay koo ra vô mahie lôtra de ts tiny :°)
39. fasaly
(
06/02/2006 11:33)
hummmmmm! glady ve zao ry mamel: antonony tsara zao ka! hitako nge io e! fa misy raisinjaisina tsara ka! lay coussin d'amour kely reny sy poignet d'amour iny ange no tena favy aminy e; de lay dongona afa kou any ananona rehetsa any. sady ny mahia lotsa na ny maigre fa tsy mince tena mankarary be ny mifandona am taolan'ireny kou mba kozy mou zany.:D
40. mamzelkely
(
06/02/2006 12:55)
:-D:-Dmampime ko njy ty ry fasaly io ny resultat a le ngôda be taloha ka ts niala tsony reny midongona kely rht reny :-D:-D