ny vehivavy mince sy ny vehivavy glady

61. debezd ( 08/02/2006 07:10)
Ny ahy aloha dia ny glady no manitona ahy hatramin izay. Tsy tia mince aho fa tsy zakako ilay maheno taolana mifadona mifampikatroka. Ny glady anie ka mafana tsara rehefa mangatsiaka ny andro. tsy mila bodofotsy be intsony. ireny koa malemilemy mahafinaritra ery ho antsika lehilahy henjakenjana. Andramo fa tsara io ! za tsy mandainga f'efa tao !
62. fasaly ( 08/02/2006 09:45)
:°)
63. mamzelkely ( 08/02/2006 11:47)
debezd< gravy ko enao zany aa:-D
64. fasaly ( 08/02/2006 13:01)
mamzel: andao aza aky tsika hanao sipa glady de amzay mi faire plaire e!:°)
65. fijo ( 08/02/2006 21:08)
hoatra anareo roa ireo izao tena ao tsara ka.hummmmm sleurrrrrp
66. fasaly ( 09/02/2006 15:12)
ahoana zany ry mamzel a! ny virja zao mintsy no mi confirme aky:-D
67. Ralay ( 09/02/2006 15:16)
fijo> Hay elà mahita koafa tena OK ireo :lol::-P
68. fasaly ( 09/02/2006 16:36)
:-$ tairo ny antsika faaza mikozy tsony aza e!....:^)
69. Dezy ( 09/02/2006 16:55)
henonay!!!!!zay hitsikilo ra vao raikitra eo an
70. fasaly ( 09/02/2006 18:24)
inona no tsokolovin'i dezy eo, manakaiky ve ny st valantay tsinona.....:°) de hitàn-dabozia zany,:°)



mahafinaritra mahintsy kay ny bandy gasy fa tsy sarotiny mahintsy ny an'i vazà tsy maintsy mahia kozatra vao tiana ny vehivavy......:^)
71. lapino ( 10/02/2006 15:11)
Atolotra ho an'ny vehivavy mince sy ny vehivavy glady: http://fun.sdinet.de/flash/babefun.swf :)
72. lapino ( 10/02/2006 17:07)
Tsssss... tsy mandeha ilay izy, ity indray izany: http://www.audiocomedy.net/songs/downloads/fatbabe.swf
73. fasaly ( 10/02/2006 18:55)
de inona no jerena amin'io ry lapino hoe natokana ho an'i mince sy ny ronde?????:roll:
74. lapino ( 10/02/2006 19:03)
Misy soratra go anaty mangamanga izay ery ambany ery amin'ny droite, dia avy eo atao "play video",

Dia mihira ry zalah hoe "I want a fat babe" :)
75. fasaly ( 10/02/2006 19:48)
hay ve e! ao fa jereko ndray zany e!
:lol:
76. fijo ( 11/02/2006 04:54)
tsy mihira akory ny an'ialahy
77. akamatiana ( 11/02/2006 05:14)
8Oo^o
78. lapino ( 11/02/2006 08:47)
Kimasôon kosa izy le, nandeha anefa io omaly :)
Ao rangah tena atao rohy bedebe a, tsy maintsy misy mandeha ireo :) : http://planetclick.free.fr/Babefun.swf , http://nfs.hosted.game7.de/fun/flash/i-want-a-fat-babe.swf , http://www.fun.anfa.pl/swf/data/fat-babe.swf , http://www.stramfisse.dk/Sjov/babe.swf , http://unix.rulez.org/~calver/funny/swf/babe.swf , http://www.localhost.nl/stuff/flash/mindabuse.swf , http://www.j0ker.net/files/iwantafatbabe.swf
79. bozimanga ( 14/02/2006 11:40)
za alo tena mahia kely eh. fa tsy misy hatsarana tsapako izany.
80. fijo ( 15/02/2006 04:44)
oka letsy ra lapino an.hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6052