menakely

1. kantonirina ( 02/02/2006 13:15)
mba mitady fanaovana menakely ry reto a
novalian'i sese ny 04/05/2006 10:32
2. lemenakely ( 02/02/2006 15:46)
aleo kosa izy mba valiana fa dia ratsy toetra ianareo e ...mila la farine de préférence vary no tena tsara !! dia levure dia bicarbonate de soude kely fotsiny fa tsy be dia be siramamy dia izay tsara raha avela elaela ilay pate dia tsy atao be rano loatra
NB mila menaka misimisy an
izay fa mazotoa e
3. vale ( 02/02/2006 16:58)
ojyyyyyy tsy ampy moa izany ry menakely à! ... avela hilona ve? de ora firy eoeo sns sns....?( :-D hihihihi menakely manazava menakely :-D).... ao moa mba hazavao tsara fa zay te hahay eeeee!:-*
4. Veloo ( 02/02/2006 20:46)
mmmmmmm:-w
5. kantonirina ( 05/03/2006 10:46)
eny e mais ahoana ny fatran'izany farine sy ny tariny rehetra fa io ny olana:}:lol:
6. kantonirina ( 05/03/2006 10:48)
ampianaro sakafo vegetarienne e
7. boubounezy ( 06/03/2006 08:39)
(l) vale njy an!:D aza mampime eo kia fa za njay no tapatsinay ato maita anjy:-D:-D:D=))=))=))


vale:

ojyyyyyy tsy ampy moa izany ry menakely à! ... avela hilona ve? de ora firy eoeo sns sns....?( :-D hihihihi menakely manazava menakely :-D).... ao moa mba hazavao tsara fa zay te hahay eeeee!:-*



8. sipagasy ( 12/03/2006 17:01)
miandry ny fatrany e!!!!
9. Fiffi ( 13/03/2006 07:51)
ity ary mba andramo kely:
vary 1 kapoaka dia halona mandritry ny alina , ny ampitso dia mixena .
-vary voatoto
-1 atody
-siramamy
-1sotrokely levura chimika
afangaro avokoa ireo dia atao anaty menaka mafana , azo hatao koa ny manao io vary io fa hasiana farine kely koa hafangaro zany ! dia mazotoa ary!
10. sese ( 04/05/2006 10:32)
O leretsy a! dia any lavitra any marina ianareo ka menakely no tadiavina an!!!:-D etsy apitanay misy mivarotra dia mividy dia mihinana e!!!:-o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3787