Trano na studio...

1. doris ( 03/02/2006 15:28)
Manao ahoana!
Mba resaka henoko izy ity, hoe misy trano na studio amidy ao Tana ao, 35 millions fmg no vidiny. Misy mahalala misy2 kokoa ny @ izany ve ianareo ao Tana ao?
Misaotra o.
novalian'i fasaly ny 04/02/2006 15:17
2. fasaly ( 03/02/2006 17:15)
lay nouvelles constructions reny ve zany e!
raha izany de marina fa samy manana ny prix-ny arakaraka ny jaben'ny trano na appart io fa mila misoratra anarana hono fa efa betsaka ny nisoratra fa zay mahaloa cash ihany no lasa aloha na dia misy aza ny karazana pret hypotekera
3. Veloo ( 03/02/2006 19:41)
ayayayya lafo be zany ho ahy knou :wink:
4. fasaly ( 03/02/2006 19:48)
mora zany raha vidinatrano amzao ry veloo a! enfin ity studio, fa lay trano karazana pleine pied reny no 200millions no nividiananilay namako azy tamzany fa amzao efa be ny mpividy de ampoakarindry lay tsivanona foana ny vidiny hany ka mila hitovy vidy amin'ny aty.....:x
5. manjakosany ( 04/02/2006 15:11)
Mahaliana zany ry zareo, aiza no misoratra anarana? Tara indray zahay e
6. fasaly ( 04/02/2006 15:17)
mila sur place angamba izy io no misoratra e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0806