Liste des messages
Liste des messages, inserés par doris, par ordre de date
doris
(
03/02/2006 15:28)
Trano na studio...
Manao ahoana!
Mba resaka henoko izy ity, hoe misy trano na studio amidy ao Tana ao, 35 millions fmg no vidiny. Misy mahalala misy2 kokoa ny @ izany ve ianareo ao Tana ao?
Misaotra o....
suite
répondu par fasaly le 04/02/2006 15:17
doris
(
04/08/2005 08:53)
cancer du sang
manao ahoana daholo
inona no famantarana miseho amin'ny olona voan'ny cancer du sang, ka mahatonga azy hanantona mpitsabo?
maharitra hafiriana ny andro sisa iainan'ilay olona voany amin'ny ankapoben...
suite
répondu par fijo le 10/08/2005 22:00
doris
(
11/10/2004 07:21)
Mahaliana ny toetran\'ny gasy...!
Manao ahoana daholo!
Misy tantara izay mandeha @ \"Arte\" nanomboka t@ herinandro lasa, mbola mitohy izy io @ ity herinandro ity, @ 20h15 ( France) .
Manasa anareo hanaraka h@ farany.
Manomboka @ ...
suite
répondu par cynthia4 le 22/03/2005 03:12
doris
(
11/05/2004 11:50)
mpiara-mianatra taloha...
" Gengen's na koa be sahafa"
Ireo no indice, ka raha mahalala an'ireo ianao dia midika fa mpiara-mianatra taloha isika. Miandry anao!...
suite
répondu par ramoul le 13/05/2004 21:12
doris
(
03/01/2004 09:19)
Sida
Manahoana.
Firy amintsika gasy no voan'ny sida, misy mahalala ve?...
suite
répondu par isrine le 07/01/2004 18:15
