cancer du sang

1. doris ( 04/08/2005 08:53)
manao ahoana daholo
inona no famantarana miseho amin'ny olona voan'ny cancer du sang, ka mahatonga azy hanantona mpitsabo?
maharitra hafiriana ny andro sisa iainan'ilay olona voany amin'ny ankapobeny?
misaotra betsaka an'izay afaka mamaly.
novalian'i fijo ny 10/08/2005 22:00
2. kally ( 04/08/2005 10:12)
Arakaraka kosa angamba no fisehony satria misy karazany maromaro ny cancer du sang, ao ny mihahatsatra sy mihamahia ary marary an-doha lava.
Ny andro mbola iainany ve moa hisy tena hahalala fa arakaraky ny karazany, ny stade misy azy sy ny enti-manana @ fitsaboana ihany angamba.Tsy haiko aloha ! ireo no mba fantatro.
3. fijo ( 04/08/2005 21:50)
raha vao maheno hafahafa fotsiny dia manantona mpitsabo e
4. vivi ( 07/08/2005 19:35)
za aloha tsy de mahafantatra loatra fa toa vizandava no sady misy gangluan zany , fa ny tena tsara aloha de mamonjy dokotera raha ohatra ha tena misy mampihaihay satria aretina serieu io ka tsy tokony ho variana , fa angaha misy mampihaihay?
5. xxx ( 09/08/2005 06:54)
vizana be dia lasa miova ny lokony tavany "otrany matsatso be zany "
6. fijo ( 10/08/2005 22:00)
ngah lelafina le.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1286