Sida

1. doris ( 03/01/2004 09:19)
Manahoana.
Firy amintsika gasy no voan'ny sida, misy mahalala ve?
novalian'i isrine ny 07/01/2004 18:15
2. arotiana ( 03/01/2004 10:14)
eritreritra tsara sy tokony ho dinihina ny sida sy ny aretina rehetra azo amin'ny firaisana. Betsaka ny vokadratsy azo avy aminy koa entaniko ny tanora rehetra mba ho tonga saina. Tsy natao ho an'ny hafa ihany akory ny sida fa ho an'ny rehetra tsy mitandrina . Lalaovy ny fitiavana fa hajao koa ny tena sy ny fahasalamana .
3. donemaskit ( 03/01/2004 11:09)
Any Morondava "hono" ny hantsasaky ny mponina no voa! Raha te hahalala bebe kokoa dia midira ato :

http://www.pasteur.fr/sante/socpatex/pdf/1998n1/Andria.pdf
4. dasy ( 03/01/2004 14:29)
http://www.gazetynety.org/article.php3?id_article=1021, azonao jerena koa io, fa milaza ny semaine du sida t@ 27novembre 2003,na izany aza angamba tsy misy mahalala marina ny tena isa indrindra any @ isika, " projection " fotsiny
5. donemaskit ( 05/01/2004 20:02)
Raha ny fahalalako aloha "relativement" vitsy ihany ny Malagasy voan'ny sida sy séropositifs... fa vitsy kely koa no mahalala ny fisianay sy ny momba² azy; zany hoe miparitaka haingana ihany ilay aretina!
6. isrine ( 07/01/2004 18:15)
salut!
Mety hoe vitsy ny gasy no voan'ny sida na seropositif, fa mbola vitsy ihany koa tsinona no nanao fizahana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1837